Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Oktobra, 2007
Arzantìna : Raharaha fanampiny mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina
Ny mpiblaogy Jorge Gobbi dia mampita amin'ny alalan'ny Blog de Viajes [Espagnôla] ny raharaha farany tsikaritra mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina any Buenos Aires, Arzantìna : dia ny fangalarana ny entan'ireo...
Repoblika Dôminikana : Sarin'ireo mpanao ratsy voasambotra
Ny blaogy Remolacha.net [Espagnôla] dia mihevitra fa tsy maintsy halan'ireo mpanao ratsy izao ireto finday sy fakan-tsary vaovao nohon'ireo sary izay nosamboriny, izay ahitana ireo mpanao ratsy ireo voasambotra. Eduardo...
Arzantìna : Efa nandresy sahady angaha ilay Ramatoa ?
Ny mpiblaogy El Opinador Compulsivo dia mihevitra fa « mazava ho azy » fa tsy maintsy mandresy Ramatoa Cristina Kirchner [vadin'ny filoha eo am-perinasa] fa mba fombafomba fotsiny ny anatanterahana...
Colombia: Niatrika ny Fitsarana faratampony ny filoham-pirenena Uribe
Niseho tao amin’ny fahitalavi-pirenena [kolombiana] ny Filoha Álvaro Uribe Vélez ny alatsinainy 8 oktobra nanambara fa vao noampangaina ho nibaiko ny famonoana ny lehiben’ny milisy mitam-piadiana fantatra amin’ny anarana hoe...
Kôlômbia : Fampanantenan'ny kandidà ho ben'ny tanàna
Ny mpiblaogy Velvet ao amin'ny PISO TR3S [Espagnôla] dia mitantara ny kandidà ho ben'ny tanàna any Medellina iray, izay mampanantena aterineto malalaka sy maimaim-poana hoan'ny rehetra sy solosaina iray isaky...
Meksikô : Nilàna fiarovana ny sary vongan'i Christophe Colomb
Ankalazaina isaky ny faha-12 Oktobra any Amerika [USA] ny Columbus Day izay andro fankalazana ny fahatsiarovana ny nandiavan'i Christophe Colomb ny kôntinanta Amerikana voalohany, any amin'ny ankamaroan'ireo firenena any Amerika...
Ekoatera: Nakatona noho ny tsy fandoavan-ketra ny Microsoft sy ny orinasa hafa
Gazety malaza iray ao Ekoatera no namoaka filazana ny fikatonan’ny sampan’ny Microsoft ao an-toerana ao anatin’ny fito andro raha fohy indrindra. Efa ahiahiana toy izany ihany koa ny orinasa Ekoatoriana...
Ireo Hevitra niposaka nanerana izao tontolo izao tamin'ny famoahana ny fanambaran'ny firenena mikambana ny zon'ny vahoaka indizeny.
Ny vahoaka Indizeny, miisa 370.000.000 manerantany, no mora andairam-pahavoazana sy voatositosiky ny hafa indrindra.[Raha ny eto Madagasikara no resahina dia tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny Mikea any atsimo andrefana...
Kôlômbia : Natolotra ny blaogy mitantara ny seraseram-barotra amin'ny alalan'ny hatsikana ny loka voalohany
Natolotry ny CCIT (Cámara Colombiana de Informática y Telecomunicaciones | Colombian Chamber of Telecommunications and Information Technology) izay ivondronan'ireo orinasa misahana ny serasera infôrmatika sy ny fifandraisan-davitra any Kôlômbia hoa...