‘Matsaka rano’: Mitarika tetikasa fambolena organika iadiana amin'ny fiovaovan'ny toetrandro ny vehivavy teratany BolivianaMpanoratra Muy Waso Nandika (en) i Teodora C. Hasegan, Raveloaritiana Mamisoa04 Jona 2023
Mampihena ny fiantraikan'ny fiovan'ny toetrandro any Gran Chaco, Amerika Atsimo ny tetikasa fampifandraisana nomerikaMpanoratra Muy Waso Nandika (en) i Teodora C. Hasegan, Salohy Randriafanomezantsoa07 Aogositra 2022
Radio fanabezana vondrom-piarahamonina: fomba fampianarana hafa ao anatin'ny hantsana ankihyMpanoratra Muy Waso Nandika (en) i Teodora C. Hasegan, Raveloaritiana Mamisoa11 Febroary 2022
Tantara 10 momba ny mari-panondroana mainty sy vazimba avy ao Amerika Latina tamin'ny taona 2021Mpanoratra Melissa Vida Nandika Naomy04 Janoary 2022
Mila hanaovana tatitra ny tsy fahampian-drano ao amin'ny vondrom-piarahamonina indizeny, hoy ny tanora mpanao gazety Boliviana irayNy maha zava-dehibe ny fikarakarana ny toeram-piarovana Ñembi GuasuMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika (en) i Teodora C. Hasegan, Salohy Randriafanomezantsoa03 Novambra 2022
Guarani mpampita hevitra: “Tsy niresaka momba ny vokatry ny afo ny fampitam-baovao”Fampitandremana fa misy hain-tany goavana any Chaco BolivianaMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Liva Andriamanantena15 Oktobra 2022
Guaraní iray mpanao gazety manontany tena momba ny tsy fisian'ny fandrakofam-baovao manadihady ny fitrandrahana solitany ao Gran ChacoTsipihany fa tsy midika fandrosoana foana akory ny fitrandrahana solitanyMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika avylavitra30 Septambra 2022
Tanora guaraní manontany tena momba izay antony tsy ahitàna ny fitenindreniny eny anaty mediaTolokeviny ny mba handrakofana ny fombandrazany satria mihavery ny fitenyMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika avylavitra30 Septambra 2022
«Tsy asehon'ny haino aman-jery izay tena zava-misy marina any amin'ireo vondrom-piarahamonina indizeny»"Miantraika amintsika rehetra ny fiovàn'ny toetrandro"Mpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Imanoela Fifaliana30 Septambra 2022
«Izahay vahoaka indizeny no ampangain'ireo media ho niandohan'ny afo»Saino hoe tokony handray anjara amin'ny fisorohana afo ny mediaMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Imanoela Fifaliana27 Septambra 2022
«Lazain-dry zareo fotsiny fa hisy ny fandrosoana:» tovovavy guaraní iray mitaky vaovao momba ny fiantraikan'ny tetikasa goavana iray eo amin'ny fiarahamoninaTolokevitra hanadihady ny vokadratsin'ny ozinina mpanindry entona ao amin'ny faritra misy azyMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Candy16 Septambra 2022
Tovovavy iray mpanentana anaty onjampeo, mangataka amin'ireo media mba haneho ny tsy fahampian'ny tolotra ara-pahasalamana ao Gran ChacoTolokevitra hahitana misimisy kokoa any anatin'ny media bôliviàna ny soa entin'ny fitsaboana nentindrazana Mpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Imanoela Fifaliana16 Septambra 2022
Mpampianatra Guarani iray mamakafaka ny fomba ijerena ny vahoaka indizeny amin'ny fampitam-baovao BolivianaManolotra fijery hafa amin’ny fomba ijerena azy ireo amin'ny fampitam-baovao Mpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Salohy Randriafanomezantsoa14 Septambra 2022
Fandrodanana ny fanjakazakan-dehilahy: Maneho hevitra amin'ny alàlan'ny TikTok ireo transfeminista sy ny Boliviana sady tsy lahy no vavy Manaitra ny saina amin'ny aterineto ny olona queerMpanoratra Muy Waso Nandika (en) i Liam Anderson, Liva Andriamanantena14 Septambra 2021