· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Novambra, 2017

Goatemalà:  Voafidy Ho Sarimihetsika Amerikana Atsimo Tsara Indrindra Ny “Gasolina”

Matetika lohalaharana amin'ny sokajy toy ny kolikoly, fahantrana, tsy fahaiza-mamaky teny sy manoratra, herisetra atao amin'ny vehivavy i Goatemalà. Izany no mahatonga ny vondrom-piarahamonin'ny bilaogera sy ny mpanakanto faly rehefa tonga ihany ny vaovao tsara. Nahazo ny lokan'ny Sarimihetsika Amerikana Latina Tsara Indrindra izahay tao amin'ny Fetiben'ny San Sebastian.

23 Novambra 2017

Meksika-Etazonia: Lahatsary Avy Amin'ny Andaniny sy Ankilan'ny Sisintany

Frontera Filmmakers dia tranonkala mampivondrona ireo mpamokatra horonantsary avy amin'ny andaniny sy ankilan'ny sisintanin'i Meksika sy Etazonia, izay mirefy  625 kilaometatra manelanelana an'i Arizona sy ny tany efitra Sonoran, ary mampiseho ny hetsiky ny olom-pirenena isankarazany. Ireto misy lahatsary miisa telo izay anisan'ireo atolotry ny tranonkala.

19 Novambra 2017

Fironana Sinema Shiliana

Mihabetsaka hatrany araka ny itomboan'ny taona ny Sarimihetsika Shiliana. Tontosaina ao an-tanànan'i Valdivia hatramin'ny taona 1993 ny “Festival de cine de Valdivia”, fetiben'ny sinema shiliana fantadaza indrindra. Afa-manolotra ny sanganasan'izy ireo amin'ity...

02 Novambra 2017