Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Novambra, 2022
Folo volana aty aoriana, tsy mbola misokatra ny fanadihadiana ao El Salvador momba ilay rindrambaiko fitsikilovana “Pegasus”
Fampiasàna ny Pegasus, rindrambaiko fitsikilovan, maneho endrika raho-mitatao goavana ho an'ny fahalalahana maneho hevitra, ny zo nomerika ary fanamby iray goavana amin'ny fanaovana fanadihadiana ny firafitry ny tsy refesimandidy ao Salvador.
Nampiato ny kaonty mifandray amin'ny governemanta Kiobàna ny Twitter sy Facebook
Sambany tao Kiobà, nanamarika ny kaonty sasany ho "mifandray amin'ny governemanta" ihany koa ny Twitter.
Mila hanaovana tatitra ny tsy fahampian-drano ao amin'ny vondrom-piarahamonina indizeny, hoy ny tanora mpanao gazety Boliviana iray
Inona no asehon'ny fikarohana momba ny fampitam-baovao mikasika ny teny hoe "incendio" sy "chaqueo"? Heverin'i Brisa Abapori fa nandritra ny afo ihany no nisongadina ireo teny ireo tamin’ny fampitam-baovao, ary tsy noresahana intsony taorian'izay.