Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Febroary, 2021
Nahoana no esorina daholo ireo sarivongana dindon'ny fanjanahantany ao Amerika?
"Ho anay, toy ny fanerena Jiosy iray handalo isanandro manoloana ny sarivongan'i Hitler" ny fandeferana ny fisian'ny karazana tsangambato tahaka ireny.
Melohin'ny ao Karaiba ny fanapahankevitr'i Trump hamerina an'i Kioba ho ao anaty lisitry ny mpampihorohoro; Antenainy ny fanafoanana izany miaraka amin'i Biden
Antenain'ireo manampahaizana sasany hamerina ny fifanarahana arak'asa amin'ilay nosy ny fitantanan'i Biden/Harris; ireo Kiobàna sasany mpaneho hevitra indray toa tsy mahita ny toy izany. Na ahoana na ahoana, tian'ny CARICOM ny hanesorana an'i Kiobà tsy ho anatin'ilay lisitr'i Etazonia misy ny mpampihorohoro.
Tetikasa salvadôriàna maneho ireo fàka afrikàna « miafina» niavian'ny fiteny mahazatra ao Amerika Latina
Ho fankalazana ny iray volana natao ho an'ireo manana razambe afrikàna ao Salvadaoro, noravahanay sary ny sasantsasany amin'ireo teny manana fiaviana afrikàna ao anatin'ny fiteny espaniôla salvadôriàna
Nandresy tamin'ny tolona manan-tantara ara-pitsarana ny fikambanam-pifandraisana tarihin'ny indizeny ao Meksika
Afaka manohy manome fidirana finday amin'ny vidiny mora ho an'ireo vondrom-piarahamonina eo an-toerana ao Oaxaca ny fikambanana fifandraisan-davitra tarihin'ny indizeny.
Fanehoan-kevitra tao amin'ny tambajotra sosialy miisa folo nandefa ny fanehoan-kevitry ny Amerikana Latina momba ny fanakorontanana tao amin'ny Capitol Etazonia
"Ry namako, inona no ilana ny fandraisana anjara politika vahiny taonjato roa raha tsy hampihomehezana antsika avy hatrany ?"