Tantara misongadina mikasika ny Repoblika Dominikana
Tantara mikasika ny Repoblika Dominikana
Amerika Iberika: Fihaonan-toby oniversitera ao El Salvador
Tamin'ity herinandro ity tany Salvadaoro, mpankafy teknolojia an-jatony no nivory tao an-drenivohitr'i San Salvador mba handray anjara amin'ny fizarana farany amin'ny Campus Party.
Sary avy ao amin'ny Repoblika Dôminikana Notsongaina tao amin'ny Flickr – Tapany Faharoa
Sary avy ao amin'ny Repoblika Dôminikana Notsongaina tao amin'ny Flickr.
Sary avy any amin'ny Repoblika Dominikana: Mijery ny hoavy
(Marihina fa tamin'ny 3 Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Fachtopia, izay miara-miasa amin'ny Linux any Santo Domingo, Repoblika Dominikana dia nandefa ity sary ity niaraka tamin'ny lohateny hoe “Mijery ny hoavy ” ao anatin'ilay kitapo, “Lalan'ny Ankizy.”
Lahatsary: Ny Andro Fanoherana Ny Herisetra Atao Amin'ny Vehivavy
Daty iray manandanja mandritra ny vanim-potoana fankalazana ny andro fanoherana ny herisetra atao amin'ireo vehivavy ihany koa ny Andro manerantany iadiana amin'ny SIDA.
Repoblika Dominikana: Endrika marolokon'ny fetibe (karnavaly)
Manomboka ny volana Febroary ny fankalazana ny karnavaly ao amin'ny Repoblika Dominikana ary miavaka amin'ny endrika maro-loko mandritra ny fetibe manerana ny nosy.
Repoblika Dominikana: Manampy An'i Haiti Mpifanolo-bodirindrina Taorian'ny Horohorontany
Ifampizaran'i Haiti sy ny Repoblika Dominikàna ny nosy Hispaniola. Raha ny tao amin'ny Repoblika Dominikàna ihany no niharan'ny horohorontany, nijaly ny faharavàna goavana i Haiti taorian'ny horohorontany. Manao izay vitany mba hanampiana ny mpifanolo-bodirindrina aminy ny Dominikàna.
Repoblika Dominikàna: Manontany momba Ny Ronono Omena ny Mpianatra
Amin'izay mety ho toa vaovao bitika tsy misy fiantraikany, ao anatin'ny raharaham-panafintohinana ronono ny Repoblika Dominikana ary efa nisy ny bilaogy nilaza fa ranon-tsiramamy no nomena ny mpianatra raha tokony ho ronono manontolo na ara-dalàna.
Repoblika Dominikana: ny “Dominicana Moda” Araka ny Fijerin'ireo Bilaogy
Nanomboka ny Dominicana Moda na ny DM08 (Fetiben'ny Lamaody Dominikana) ary toa hita fa maro no nanaraka ny hetsika tamin'ny alalan'ny fampitam-baovao samihafa. Nanao fikarohana vitsivitsy izahay ary manolotra ho anareo bilaogy miisa telo izay nanokana lahatsoratra, sary maro ary mitantara ny zava-drehetra tokony ho fantatra momba ny [Dominicana Moda].
Arzantina: Mi* Sehatra Ho An'ny Olom-pirenena Mpanao Gazety Miteny Espaniola Vao Misondrotra
Nitsimoka tao Arzantina ny tranonkala Mi * fanaovan-gazetin'ny olom-pirenena , fikasana ho lasa sehatra ho an'ny olom-pirenena mpanao gazety miteny espaniola vao misondrotra mba hamoahany ny asany sy handraisany fanehoan-kevitra, hiresahany foto-kevitra, hahazoany fiofanana sy hizarany votoaty.
Fongarin'ny Mpanao Sarimihetsika Ny Tantara Sy Ny Adihevitra Fonosin'ny “Zato Taonan'ny Hatsarantarehy” Ao Amin'ny Repoblika Dominikàna
Aingam-panahy avy amin'ireo andiany ao amin'ny Cut.com, mandalina ny tantara mikasika ny hatsaran-tarehy Dominikàna tamin'ny taonjato lasa ny Lala Films. Fa sady tsy manilika ny tsy fitovian-kevitra koa.