Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Desambra, 2007

31 Desambra 2007

Americas: Tamberina nandritra ny taona

Plan Colombia and Beyond no manao tamberina mitsinjara isam-bolana tamin'ny zava-dehibe nitranga tao Kolombia sy Amerika Latina nanditra ny taona 2007. Eduardo Avila

Arahabaina ireo Rising Voices vaovao

Naharenesantsika feo vaovao sy mahery avy amin’ny fiaraha-monina tsy dia hita matetika amin’ny aterineto ny nisokafan’ny vondron’ny fantsom-panomezam-baovao avy amin’ny olom-pirenena na ny tetikasa midina an-tsehatra Rising Voices. Niantso tolotra vaovao hampiroboroboana ity fantsom-panomezam-baovao ity indray izahay tamin’ny volana lasa, mba hisafidianana dimy hafa hanampy ireo izay efa amperinasa any...

30 Desambra 2007

Kiobà : ny tahan'ny fisaraham-panambadiana

Regalado [es] no nanoratra ny tahan'ny fisaraham-panambadiana any Kiobà, ary notaterina tamin'izany fa nifarana tamin'ny fisarahana avokoa ny mariazy enina amin'ny folo [izay ankalazaina].

28 Desambra 2007

Porto Rico, trinite sy Tobago, Pakistana: Fodiamandrin'i Bhutto

“Namelona ny aingam-panahiko i Benazir Bhutto. Nahery vaika izy. Nahery fo ihany koa. Sady tsara tarehy no nahay nihaingo ary tsy natahotaho-poana”: Izany no ambangovangon-tenina mpamahambolongana teraka Porto Rikana Liza Sabater izay nametraka an'i Bhutto ho “sheroe”-ny na “tsangan'ny herimpom-behivavy” (mariho ny s alohan'ny heroe) fitarafany, fa i  Coffeewallah, mpamaham-bolongana avy ao Trinite,...

27 Desambra 2007

Ny fahatsaran’i Suso sy ny fahamendrehan’olombelona

Lahatsoratra nivoaka tao amin’ny Rising Voices. Ataoko fa na aiza na aiza dia ahitana avokoa ireny olona manana ny lazany na amin’ny tsara na amin’ny ratsy ireny avokoa, noho ny talentany, ny toetrany na noho ny tantarany manokana. Olona (maningana) manana fiainana toa miavaka toy amin’ireny tantara voasoratra na voalahatsary...

19 Desambra 2007

Resadresaka niaraka tamin'i Cristina Quisbert an'i Voces Bolivianas

Iray tamin’ireo tetikasa fampitam-baovaon’olom-pirenena dimy nahazo ny vatsin’ny Rising Voices tamin’ny volana jolay 2007 ny Voces Bolivianas (’ Feo boliviana’). Notarihin’i Mario Duran, i Eduardo Ávila, ary i Hugo Miranda,[es] tamin’ny alalan’ny atrikasa valo notanterahina indroa isan-kerinandro tao amin’ny toeram-pivoizana aterineto iray tao an-tanànan’i El Alto any Bolivia nandritra ny...

Brezila : Haja hoan'ireo Boliviana mpila-ravinahitra

Ny mpiblaogy Sakamoto dia manararotra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny mpifindra-monina any São Paulo, any Brezila mba hamoaboasana mikasika ny toe-draharaha iainan'ireo Amerikana Tatsimo mpila-ravinahitra any Brezila, izay Boliviana ny ankamaroany ary miasa amin'ny endrika tsy fampiseho masoandro satria toy ny andevo mihitsy aza ny sasantsasany: « When will this country treat “its” Bolivians...

15 Desambra 2007

Goatemala : Ny fomban-drazana fandoroana devoly

Hazavain’ny jiro iriariavan’ny ankizy milalao an-dalambe ny manodidina, fialantsasatra tokoa manko izao ary efa mandindona ny maro sahady ny fetin’ny krismasy. Hifangaro toy ny isaky ny volana desambra indray ny fivavahana sy ny fomban-drazana isankarazany. Misy fomba « fandoroana ny devoly » izay fanao isaky ny 7 Desambra indrindra fa...

13 Desambra 2007

Borkina Fasô : Inona no fototry ny fitantanana tsy madio ?

Ny blaogy Babilown dia mizara lahantsary ahitana mpitantana ONG iray any Oagadogo manazava ny fitantanana tsy madio [corruption] any Borkina Fasô sy ny fotony [causes], ny hafa indray mitantara izay toe-draharaha sahala any Brezila : « Tout cela fait voir qu’il y a une sociologie de la corruption, dont les deux...

Brezila : Mbola nofinofy ny fitovian-jo eo amin'ny vavy sy ny lahy

Ny mpiblaogy Cynthia Semírami dia lasa mizara izay eritreriny manoloana ny fivoahan'ny tatitra farany mikasika ny elanelana misy eo amin'ny lahy sy ny vavy izay navoaky ny World Economic Forum, izay vokatry ny fandinihana ny toe-draharaha eo anivon'ny firenena miisa 128 (izay sahabo ho 90%-n'ny mponina eran-tany). Marihina fa laharana...