Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Febroary, 2009

26 Febroary 2009

Colombia: Tratra ny fitsikilovana ara-pifandraisana tsy manara-dalana

Tamin’ny herinandro lasa teo, nabaribarin’ny Semana news magazine fa ireo mpiasa sasany tao amin’ny birao misahana ny fiarovana (DAS ny raikipohy amin’ny teny Espaniola), « polisy miafina » an’i Colombia, dia efa nanao fandraisam-peo tsy ara-dalana ireo mpanao politika, ny mpanao gazety, ny mpitsara, ireo manampahaizana, ary – tamin’ity indray toraka ity...

Iran: Voafonja ny mpianatra manohitra ny fandevenana ireo maty maritiora

Mihoatra ny 70 ireo mpianatra avy ao amin’ny anjerimanontolo Amir Kabir tao Teheran no voasambotra androany, Talata 24 Febroary, rehefa nanao ny fihetsiketsehana manohitra ny famindrana razana maty maritiora tsy fantatra anarana tamin’ny adin’ny Iraka sy Iran izay alevina ao amin’ny toeran’ny anjerimanontolo. Jereo ny horonantsarin'ireo mpanao fihetsiketsehana sy ny...

Ekoatera: Resadresaka miaraka amin'ny mpandresy tamin'ny blaogy Amerikanina Latina tsara indrindra

Na dia tsy afaka nandeha tany Espana[es] mba hahazo ny loka (prize) amin'ny “Blaogy Latina Amerikanina tsara indrindra”  tao anatin'ny fifaninanana[es] notohanan'ny mpampahalala vaovao  Espaniola 20 Minutos aza,  Carlos Suasnavas dia nahazo voninahitra tamin'ilay mari-pahatsiarovana ary nanolotra izany kosa ho an'ireo mpamaky azy. Ny blaogy, izay iarahany manoratra amin'i Evan...

17 Febroary 2009

Kioba : Fampisehoana ny Nova Baire, fomba fitrandrahana ny Open-Source Operating system

Tamin'ny vokatry ny fikarohana natao tao amin'ny Anjerimanontolon'ny fampahafantarana sy ny Haitao eto La Havanne[es] (raikipohy UCI amin'ny teny espaniola) any Havane dia namoaka ny fomba fitrandrahana infôrmatika “open-source Linux operating system”  azy manokana koa ny governemanta Kiobana. Antenain-dry zareo fa ovaina ho amin'io fomba fitrandrahana vaovao nomeny ny anarana hoe Nova Baire...

11 Febroary 2009

Paragoay : miresaka ny tantarany ireo mpifindra monina

Efa tantara mahazatra izy ity manerana an'i Amerika Latina, izay hikarohan'ny mpifindra monina ny tany tsaratsara kokoa amin'ireo firenena mifanolo-bodirindrina aminy na any amin'ireo firenena lavitra. Tsy hafa fa mitovy amin'izany koa ry zareo Paragoiana izay mandao ny namany sy ny fianakaviany mba hitady ny tsaratsara kokoa, na izany ao...

05 Febroary 2009

Chili: fiainana andavanandro atao blaogy horonantsary

Avy any Chile, nitondra antsika ny tantarany isan'andro i Paloma Baytelman ary koa sehon-javatra tsy dia fahita firy ao anatin'ny blaoginy. Dadabe noely misaofera, fifidianana, sy fanadalana nataon'ny olona mifono seho-endrika no isan'ireo zavatra nampidiriny ao anatin'ny tranok'alany.