Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Avrily, 2021
Asongadin'ny Tetikasa Zazavavindrano ny olan'ny herisetra mianjady amin'ny vehivavy ao Meksika
"Iankinan'ny ain-dehibe mihitsy raha mandray anjara mavitrika amin'ny fiadiana ireo firafitra mampifikitra ny herisetra mianjady amin'ny vehivavy ny lehilahy."
Ny lovan'i El Mallku ao Bolivia: ‘Fototra ny fizakan-tena’ ho an'ny vahoaka indizeny
"Mino ny ankamaroan'ny vazimba teratanyo fa nanao sorona ny ainy tamin'ny ady ho an'ny vahoakany i El Mallku - Felipe Quispe ."
Ho an'ilay mpikatroka Latina, “mahery” no voambolana ilaintsika fa tsy hoe “miangana”
Te hahita ny hoavy izay ifantohan'ny fahaiza-mitariky ny vehivavy aho, ka ny hevitra mitarika "miaraka" fa tsy "avy eo ambony" no ho lasa fenitra fa tsy fanavahana.
Amin'ny alalan'ny fahatsiarovana iraisana ihany no azo tontosaina ny fahasalamana ara-tsaina ao Amerika Latina
"Tsy mijanona amin'ny fotoana sy toerana iray tsy akory ny tsiaron'ny tsirairay sy ny tsiaro iraisana, fa mandeha hatrany hatrany ka azo faritana indray sy adika amin'ny fomba iray hafa."
HORONANTSARY/RAKIPEO: Mandrava ny fady amin'ny fanalan-jaza
Tsy nahita ny fandefasana mivantana ny fivoriana Global Voices Insights momba ny zon'ny fanalan-jaza any amin'ny firenena miisa dimy tamin'ny 7 Aprily ve ianao ? Indro ny famerenana.
MIVANTANA amin'ny 7 Aprily: Krizy ara-pahasalamana iray hafa – mandrava ny fady amin'ny fanalan-jaza
Miteraka fahafatesan'olona manodidina ny 30,000 isan-taona ny fanalan-jaza tsy azo antoka. Manasa anao hihaino ireo vehivavy avy any Oganda, Thailandy, Brezila, Pakistan ary Polonina hiresaka momba ny zo ara-pananahana any amin'ny firenena misy azy ireo.
Ny fifohazan'ny ‘indraimihira faharoanjatotaona’ ao Però
'Aza taitaitra raha misy ny resaka Lalampanorenana vaovao. Tena ilaina indrindra ny adihevitra amin'izany.'