· Novambra, 2008

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Novambra, 2008

Nikaragoà: Nivelatra noho ny fiaraha-miasa ny tontolom-bolongana

Nihanivelatra tao ho ao ny tontolom-bolongana Nikaragoana ary isaorana noho izany ny mpamaham-bolongna samihafa sy ireo mpampiasa ny Twitter. Indro ny resadresaka fohifohy niarahana tamin'i Alvaro Berroteran ilay nisantatra tetikasa iray antsoina hoe Nicaragua y Su Blog izay nanandratra ny bolongana Nikaragoana. Niara-niasa tamin'ny hafa kosa aloha izy tamin'ny fananganana bolongana iraisan'olona maromaro sy nametraka vondrona Facebook vaovao.

25 Novambra 2008

Bolivia: resaka fitsaram-bahoaka

Niteraka savorovoro nanerana an'i Bolivia manontolo ny firoboroboan'ny famonoana olona na fikasana hamono olona voampanga ho nandika lalàna tsy mandalo fitsarana. Nitranga tany amin'ny faritry Altiplano tao Achacachi tamin'ny 17...

21 Novambra 2008