Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Jona, 2021
Hoy Dr. Dickenstein ilay mpandresy amin'ny loka l'Oreal-UNESCO ho an'ny Vehivavy ao amin'ny Siansa hoe “Zohio ny Zava-tianao fatratra”
Nanazava ny lalana nodiaviny tamin'ny fianarana matematika i Alicia Dickenstein ary mandrisika ny tovovavy sy vehivavy hafa hanao toy izany.
Feo any Angola sy Brezila manohana an'i Paortiogaly amin'ny Euro
Manohana an'i Portiogaly ho mpandresy ny hira noforonin'ilay mpiangaly mozika David Carreira niaraka tamin'ireo Breziliana Ludmilla sy Giulia Be ary ilay Angoley Preto Show.
Asehon'ny zavakanto an-dalambe ny hiakiaka avy amin'ny vahoaka kolombiana leo herisetra, kolikoly ary fahantrana
Voalokon'ny hafatra fahatezerana, fanantenana ary alahelo ireo manoloana ny tranobe, fivarotana ary andrim-panjakana maro
Ireo tantara sangany tao amin'ny Global Voices niresahana fanimbàna tontolo iainana, nefa ny planeta teo ampiatrehana ny Andro Erantany ho an'ny Tontolo Iainana
Nandritra ny taona marobe, tena nanao tatitra betsaka momba ny olan'ny tontolo iainana ny Global Voices, ary iray amin'ireo nifantohan'ny tantara tato aminay ny fomba fiantraikan'ny fandravàna tontolo iainana, ny rohivoahary efa marefo noho ny asan'ny olombelona.
Fanoratana anarana ho an'ireo Meksikana mpampiasa finday, miteraka ahiahy momba ny fiainana manokana
"Efa nisy andrana tahaka izao tamin'ny 2009, saingy niafara tamin'ny fiporitsahana sy famarotana ny angondrakitra "
Fampitondrana vohoka sa fampamombana ankaterena? Tsy mbola manana fahefana amin'ny vatatenany ny vehivavy peroviana
Taompolo vitsivitsy izay, vehivavy an'hetsiny izay avy amin'ny indizeny, mahantra ary ambanivohitra no noterena ho momba. Amin'izao fotoana dia misy ny fomba hafa hifehezana ny fananahana.