Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Mey, 2012
Brezila: Niely Nanerana Ny Firenena Ny Diaben'ny Janga
Ny 26 sy 27 Mey, tanàn-dehibe maro manerana an'i Brezila no nahitana ny fiodinana faharoan'ny hetsi-panoherana amin'ny fantatra ho SlutWalks [na diaben'ny janga]. Mifantina ny sary nopihana manerana ny firenena ny Global Voices.
Brezila: Ocas, Gazetiboky Manone Vintana Ho An'ireo Tsy Manan-kialofana
N y gazetiboky Ocas, naely nanomboka ny 2002 teny an-dalamben'i São Paulo sy Rio de Janeiro, dia mamoaka karazana votoaty marobe izay tsy ho hita mihitsy any anatin'ireo gazety mahazatra.. Fa tsy izay fotsiny : fitaovana iray tsy manam-paharoa ihany koa izy ho famerenana ireo mponin'ny làlana sy ireo nahilika, mba ho ao anaty fiarahamonina indray.
Kiobà: Ny Toetry Ny Zon'olombelona
Nahatonga ny mpamahana bolongana haneho hevitra ny fangataham-baovao vao haingana nataon'ny Vaomieran'ny Firenena Mikambana Manohitra ny Fampijaliana mikasika ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona ao Kiobà.
Peroa : Iquitos Taorian'ny Fandalovan’ ilay Tondradrano
Fanadihadiana mikasika ny tondra-drano no nandrakotra ny faritra Amazon ao Peroa nandritra ny iray volana, nahatratra sy nihoatra ny teboka ambony indrindra teo amin'ny tantara..Amin'izao fotoana izao dia efa nihena izany . Ao anatin'ity lahatsoratra ity no izarànay ny lahatsary avy amin'ny mponina, sary ary fanadihadiana mikasika ilay tondra-drano.
Karaiba: Ho Fanohanana Ny Renintsika
Ho fanomanana ny fetin'ny reny hodiavintsika, andao hojerena ny eritreritra mandalo sy ny resaka ataon'ny any amin'ny faritra Karaiba izay nankalaza izany tamin'ny alahady nialoha ny pentekositra teo. Samy manana ny andro hankalazana ny fetin'ny reny manko...
Andian-dahatsary: Miady Amin'ny Fanilikilihana ny Fitenin-Janatany
Ny tantaran’ny mpitolona sy ny fiarahamonina indizeny manerantany izay mijoro manohitra ny fanavakavahana sy manome vahaolana hanomezan-danja indray ny fitenin-drenin’ny indizeny no hoentin’ny andian-dahatsary Al Jazeera's Living the Language (Ny fomba iainan’i Al Jazeera ny Fiteniny) ho antsika.
Bolivia: Atrikasa Web 2.0 Ho An’ny Mpampianatra Aymara
Andiana atrikasa Web 2.0 no notontosaina tao amin’ny departemantan’i Oruro ao Bolivia tamin’ny 2 Mey sy 3 Mey 2012. Nokarakarain’ny Minisitireran'ny Fampianarana sy ny tetikasa Jaqi Aru izany atrikasa izany. Tetikasa izay ahitana...
Però: Ny fomba niarovan'ny Achuar ny taniny tamin'ireo orinasa mpitrandraka solitany
Ilay sarimihetsika Chumpi & The Waterfall (Chimpi sy ilay riandrano) no mitantara ny fiainan'i Chumpi kely sy ny fiarahamonina nisy azy, ny Achuar izay mponina mipetraka ao amin'ny alan'ny Amazonina...
Paragoay: Jery Anatin’ny Fiarahamonin’ny Zanatany Aché.

Ny fitolomana ny fiarovana ny sisintaniny no nandanian'ny zanatany (Indizeny) Achény androantokon-tantarany. Mampiasa valantserasera ihany koa ny Aché ankehitriny mba hiarovany fitenin-dreniny sy ny kolontsainy. Ny bilaogy Aché Djawu ] (“Tontolon’ny Aché”)...
Kiobà : Bilaogera voatsiratsira tamin’ny fanambaran’ny Arseveka
Tahaka ny tsy mbola ampy tamin'ny arseveka ny nikosikosehana ireo bilaogera tamin’ny fitsidihana farany nataon'ny Papa farany teo tany Kiobà indrindra ny fangatahany hanaisotra ny mpanao fihetsiketsehana ao amin'ny fiangonana ary ny tsy fitadiavany fiaraha-miasa amin’ny fanamorana...