Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Janoary, 2010
Karaiba: Jeritodika isam-paritra 2009
Amin'izao fankalazan'ny Global Voices ny faha-dimy taonany izao, dia izao no fotoana hanararaotina hanazavàna ny antony anaovantsika izay ataontsika sy izay fiovana vitan'ny asantsika. Araka ny namintinan'ny mpiara-miasa amiko Jillian...
Bolivia: Oliravina taloha, mirotsaka ho fidiana governoran'i Beni
Ho an'ny maro, ny fanambarana nataon'ny filoha Evo Morales nanendry ilay mpanjakavavin'ny hatsarana taloha, Jessica Jordan, 25 taona, hilatsaka hofidiana governora ao amin'ny departemantan'i Beni amin'ny anaran'ny antoko MAS (Antoko sosialista),...
Bolivia: Ny fiainan'ny mpamily fiara karetsaka any El Alto
Ilay mpitoraka bilaogy Wilfredo Jordan avy any El Alto no nifantoka manokana amin'ny fiainan'ny mpamily fiara karetsaka iray miasa eny an-dalana rehetra eny isan'andro. Ho fanampin'ny ora maro iasany amin'ny...
Fomba sy fanao isaky ny taombaovao manerantany an-dahatsary
Afomanga saripikan'i Tormel Samy manana ny fomba(n-drazana) ankalazany ny fahatongavan'ny taona vaovao ny mponina manerantany. Amin'ity alina ity, amin'ny alalan'ny lahatsary no itondranay anareo hitsidika ny karazam-pombafomba arahin'ny olona hahatsara...
Brezila: Mitoroka ny fahamaizan'ny ala an-tanan-dehibe ireo mpitoraka blaogy maro
Taorian'ny nadravàn'ny afo ny ala an-tanan-dehibe lehibe indrindra maneran-tany tao Rio de Janeiro tamin'ity Septambra ity, manangom-baovao , manome ny heviny ary manentana ireo mpitoraka blaogy maro.