Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Marsa, 2022
Ny fiantraikan'ny adin'i Rosia sy Okraina amin'ny fifandraisan'i Etazonia sy Venezoelà
Satria miatrika tsy fahampiana solika, mitodika any amin'ireo tsy eritreretina ho mpiaramiasa aminy i Etazonia
Fijerin'ny Kôlômbiàna ny vokatra ‘Encanto’ an'ny Disney
"Ny lafy tsara amin'ny fijery an'ilay firenena tian'ireo Kôlômbiàna hanànany" no asongadin'ilay sarimihetsika.
Rakipeo: Krizy, fitsidihan'ny mpanjaka, ary ny fiantraikan'ny valan'aretina tamin'ireo Latina sembana
Mitsidika an'i Jamaika sy Sri Lanka isika androany, ary avy eo mandre mikasika ireo Latina any amin'ny faritra samihafa amin'izao tontolo izao.
‘Fiovàna lehibe ny fifankatiavan'ny samy vehivavy,’ hoy ilay Meksikàna feminista
Eny antsefantsefan'ny firaisankna, ny fandrahonana sy ny fahamailoana, tohizan'i 'Hormiguita' ny fanampiany ireo vehivavy.
Francia Márquez: Ilay mpitarika Afro-Kolombiana miha-mahazo vahana hahazo ny toeran'ny filoha
Na dia eo aza ny fandrahonana ho faty dia eo am-panoratana toko vaovao amin'ny tantaran'ny fireneny ity mpitarika Afro-Kolombiana ity
Rakipeo: Ahoana no fomba fijerin'ny ilabolantany atsimo ny fanafihan'i Rosia an'i Okraina
Inona no eritrerin’ny olona any amin'ireo faritra ireo momba ny fanafihan'i Rosia an'i Okraina? Manantena ny governemantany hihetsika ve izy ireo sa tsia? Inona avy ireo fiantraikany maharitra?
Rosia sy Amerika Latina: Tena lavitra nefa tena akaiky
Mino i Potinina fa mbola mihevitra an'i Amerika Latina ho tokotaniny i Etazonia ary mifototra amin'izany, milaza fa manana zo mitovy amin'izany i Rosia hitaona an'i Okraina.