Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Desambra, 2022
Mandrangaranga adim-baovao any Amerika Latina i Rosia
Mba hametrahany ireo fitantaràny manohitra ny Tandrefana dia araraotin'ireo media rosiàna ny hetahetan'i Amerika Latina hiala ambany vahohon'i Etazonia
Nalaza tao Arzantina ilay vehivavy nomena anarana hoe ‘reniben'i Messi’ taorian'ny fibatàna ny Amboara Erantany
Lasa hira faneva Amboara Eran-tanin'i Arzantina ny hira "Abuelalalalalalala".
Miteny espaniola i Messi sa “Argentine”?
Mifantoka amin'ny "fiakanakan'i" Lionel Messi, mamerina ny Amerikanina ho toy ny zaza tamin'ny fanjanahantany.
Colmena: sehatra media manana loharano misokatra, mampifandray ireo vondrom-piarahamonina ambanivohitra sy ireo indizeny
"Ho ahy, ny anarana hoe “Colmena” dia maneho ny fandavantena manoloana ny fahasamihafàna."
Voabahana ny vondrona Meksikana mipiraty boky hahatonga ny kolontsaina ho azon'ny rehetra alaina
Nanomboka tamin'ny taona 2019, ny tranonkala Pirateca.com no nanome fidirana malalaka amin'ny boky teny espaniola maherin'ny 279, eo ambany teny filamatra hoe “Tsy nangalarina ny boky, noesorina tamin'ny tompony!”
Ola Bini, mpikatroka an-tserasera mamafy korontana ao Ekoatora
« Mampahatahotra ny fahaizana momba ny fiarovana nomerika sy ny fiarovana an-tserasera ananan'ireo vondrom-piarahamonina voatokana. »