Tantara mikasika ny Etazonia
Ny fiongotana amin'ny fanjanahantany, ny krizin'ny toetrandro, ary ny fanatsarana ny fanofanan'ny media ao Pacifika
"Tokony ho bebe kokoa ny tatitra iraisampirenena miresaka ireo 'tantara miafina' an'i Pasifika tahaka ny resaka fialana amin'ny fanjanahantany tsy mety voavaha."
Malaza amin'ny mozika Amerikana ny hira fanevan'i Macklemore ‘Hind's Hall’ any Gaza
Maty novonoin'ny tafika Israeliana tamin'ny volana Janoary i Hind Rajab, nomen'ireo mpianatra mpikatroka ao Columbia voninahitra tamin'ny nanovana ny anaran'ny efitra oniversitera lehibe voabodo ho amin'ny anarany.
Mikatsaka ny hiaro ny kava lasa nahazo laza maneran-tany ireo vondrom-piarahamonina Pasifika
Ny zava-pisotro kava, nentim-paharazana any amin'ny vondrom-piarahamonina nosy Pasifika, dia nanjary fahatsapana maneran-tany, izay miteraka fanahiana momba ny fitrandrahana sy ny fakàna azy.
Manakaiky ireo mpitondra mpanao jadona ny filoha Aliyev
Tao anatin'ireo tranga rehetra ireo, vitan'ny governemanta Azerbaijani sy ny lehibeny ny nanatanteraka fifandraharahàna ara-bola mampiahiahy sy nametraka fifamatorana vaovao no sady namoritra ny fahalalahana
Feo sy fitaka Deepfakes apongatry ny FaVO-IA mandrahona ny fifidianana manerana izao tontolo izao
Mila arovana matotra kokoa noho izany ny zon'ny olona solokiam-peo sy sary.
Palestiniana mpanoratra Randa Jarrar notaritaritina nivoaka ny hetsika PEN America noho ny fanoherany
Navoaka an-keriny noho ny fanakorontanana an’ilay mpanohitra fampitsaharana ady Mayim Bialik ny mpanoratra Palestiniana Amerikana Randa Jarrar tamin'ny famakiana ny anaran'ireo mpanoratra Palestiniana novonoin'ny tafika Israeliana tao Gaza.
‘Revolisiona Lohataona’ Myanmar any Etazonia
"Tena zava-dehibe ho an’ny fandresenay ny fanohanana faobe, ny hetsi-panoherana ary ny fanabeazana ara-politikan'ny vondrom-piarahamonina Birmana any ampitan-dranomasina ho an'ny Revolisiona Lohataona."
Hodinganin'i Xi Jinping, filohan'ny Shina ve ny APEC raha toa ny lehibe mpanatanteraka ao Hong Kong tsy asaina ?
"Lojika ny fanapahankevitra Amerikana. Anisany ao anatin'i Shina i Hong Kong, koa nahoana moa izy no mila fanasàna mitokana ?"
Tsy nanatrika ny Vovonan'ny G20 i Xi Jinping, raisin'India ny toeran'i Shina ho Mpitarika ny Atsimo Ankapobeny
Nilaza i Shina fa mety ny tetikasa IMEC, raha toa ka tsy hivadika ho fitaovana ara-jeopolitika.
Miandry fahombiazana ara-diplaomatika amin-tebiteby ireo Aostraliana mpanao gazety migadra ao Shina
Efa mihoatra ny roa taona izao ilay Aostraliana mpanoratra tantara foronina no niandry ny didim-pitsarana momba ny raharahany ao Shina rehefa noampangaina ho manao asam-pitsikilovana. Ankehitriny izy matahotra ny ho faty any am-ponja.