Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2020

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Aogositra, 2020

Costa Rica : Fampirantiana seza, afisy, jiro

Nosafidian'ilay fampirantiana ny hampiseho ireo zavatra ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro. Ho an'i Juli Capella (mpiandraikitra ao amin'ilay fampirantiana), afaka mitaky ny hampifanarahana ny fampiasàna ny fanomezana endrika (design) hifanaraka amin'ny maha-olona sy ny ara-tsosialy ireo zavatra ireo

Sary avy ao Kiobà mandritra ny fihibohana

Tantarain'ireo Kiobàna amin'ny alàlan'ny sary ny fihibohana nataony.

Fotoana izao hiatrehana ny fahasalaman'ny saina aty aorian'ny COVID-19

Amin'ny fo tsy miangatra, mba firy amin'ireo tafavoaka velona moa no hahazo fikarakaràna ny fahasalamana ara-tsain'izy ireny?

Amin'ny maha-Salvadoreana ahy, marika fiainana azo antoka i Etazonia ho ahy saingy rava izany ankehitriny

Mampisalasala sy mahavery fanantenana ho an'ireo mpifindra monina toa ahy ny fanavaozana tsy misy fitsaharana ny rafitry ny fifindramonina any Etazonia eo ambany fitantanan'i Trump.

Brezila, navadik'ireo mpakasary ho toy ny trano fanasàna sary hanehoany ny fihibohan-dry zareo ny trano fonenany

Tetikasa iray" Obs-cu-ra", natomboka sy tarihan'i Bruno Alencastro, nanainga ireo mpakasary mba handrakitra ny fihibohan-dry zareo tamin'ny fomba tsotra dia tsotra.