Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Desambra, 2019
Mitsikera ny fanararaotana ara-pitsarana ataon'ny Huawei amin'ireo mpiasany teo aloha ny mpiserasera Shinoa
Nosamborin'ny polisin'i Shenzhen i Li Hongyuan, mpiasan'ny Huawei teo aloha rehefa niampanga azy ho nanodikodim-bola ny Huawei. Nogadraina 251 andro izy.
Ireo Bilaogera Sinoa miresaka Sivana, MSN, Sns.
Rehefa any Rôma, manaova toy ireo Rômanina [dikanteny kitoatoa an'ilay ohabolana]. Raha toa ka andeha hilalao eo amin'ny sehatry ny varotra ianao dia tsy maintsy manaraka ireo fitsipika. Raha toa ka te hilalao eo amin'ny tontolon'ny bilaogy aty Sina ny MS, tsy maintsy manaraka ny fitsipika izy, sa tsy izany?
Tian'ireo shinoa manampahefana omena valisoa izay mpisera anaty aterineto ka manapariaka “vaovao tsara”

Amporisihan'ny birao shinoa misahana ny aterineto ireo orinasa misehatra amin'ny teknolojia mba hanome valisoa ireo "manapariaka vaovao tsara". Tsy miombona amin'ny famaritan'ny governemanta ny atao hoe vaovao tsara ireo shinoa mpampiasa aterineto
Lamina vaovao manerantany momba ny fampitam-baovao an'i Shina: Tafatafa niarahana tamin'i Cédric Alviani avy amin'ny RSFAzia Atsinanana
Mampanazatra ireo vahiny mpanao gazety amin'ny "singam-piteny" i Beijing mba hahatonga azy ireo “hitovy fiteny" amin'ny famoahana shinoa.
Ahoana no hijirihana ny MSN Spaces amin'ny teny Sinoa mba hahafahana mampiasa ireo teny voarara
Manome torolalana i Bennett Haselton avy ao amin'ny Peacefire.org hialàn'ireo Sinoa mpampiasa aterineto an'ireo mpanivana teny ao amin'ny MSN Spaces ao Sina ka tsy mamela azy ireo hanisy ny teny toy ny hoe "demaokrasia" anatin'ny lohatenin'ny bilaoginy.