Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Aogositra, 2011
Shina sy Hong Kong: Voasambotra noho ny fiakanjoana T-shirt politika
Nanao fitsidihana telo andro, izay nanomboka ny 16 aogositra 2011, tany Hong Kong i Li Keqiang, lefitry ny premier shinoa ankehitriny sady ny handimby ny premier [Lehiben'ny governemanta] ankehitriny. Ny andro...
Shina: Fanentanana iadiana amin'ny tsaho ataon'ny HAJ-mpanjakana

Mamelively ny valan-tserasera ny fahitalavi-pirenena tantanin'ny Fanjakana China Central Television (CCTV) ka anatin'izany ny Sina Weiblog [famahanam-bolongana fohy mitovy amin'ny Twitter] izay noampangainy ho mampiely tsaho sy lainga an-tserasera tamin'ny fiandohan'ity volana...
Sina: Nitokona Ireo Mpamily Fiarakaretsaka Sy Ireo Mpiasan’ ny Làlamby.
Onjam-pitokonana vaovao iray indray no nitranga tao Sina. Tamin'ity indray mitoraka ity dia tsy teo anivon'ireo mpasa mpifindra monina avy any ambanivohitra miasa aminà toeram-piasana tsy ara-dalàna ireny, fa teny anivon'ireo mpamily sy mpiasa amin'ny sehatra fitaterana an-tanàn-dehibe
Shina: Hetsika lehibe manohitra fananganana orinasa mpamokatra akora shimika any Dalian
Nivadika ho filaharambe nitety ny tanàna ny fivoriana tao afovoan-tanànan'i Dalian, faritanin'i Liaoning, ho fanoherana fananganana orinasa mpanao fanafody ny alahady maraina. Nivoaka tamin'ny heriny manontolo ny polisy, saingy mba tahaka izany ihany koa ny mpamaham-bolongana bitika.
Shina: Vinaingitra simika
Nisy tatitra avy any an-toerana nampahafatatra fa ny 90% ny vinaingitra eny an-tsena dia novokarina avy amina asidra "acetic"mangatsiaka (Avy amin'ny mpamoaka lahatsoratra : acide acetique tsy mitapoka) raha tokony ho natao avy amin'ny voan-javatra.
Shina:Notazonina Ny Pasipaoron'ny Mpianatra Soedoa Iray Noho Ny Antso Hanao Flash Mob (Hetsika Tselatra)

Soedoa iray mpianatra, Sven Englund mianatra ao amin'ny Anjerimanontolo Fudan ao Shanghai no nantsoina tany amin'ny paositry ny polisy fa nanoratra taratasy ho an'ny Filoha Sinoa, Hu Jintao, tao amin'ny bilaoginy. Raha vao vita ny famotopotorana dia notazonina ny pasipaorony.
Taratasy Iray Avy Ao Shina Ho An'ilay Norveziana Mpamono Olona
Maro ireo mponina ao Shina no tsy mahazo ny zava-doza nataon'i Anders Behring Breivik tao Norvezy. Saingy kosa tsy dia miraharaha ny antony nanosika azy sy ny foto-kevitra nijoroan'i Breivik. Eo imason'izy ireo, Norvezy dia paradisa, any ny olona no miaina amin'ny fahafaha-mividy ambony ary tsy mila ny hiatrika ny fahasahiranana ara-pivelomana. Ahoana no mahatonga izany?