Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Novambra, 2016
Izao Tontolo Izao Araka Ny Fomba Fijery Rosiana Mahazatra
Tamin'ny fiandohan'ny volana Novambra, nanamarika tampoka ny fanohanany ilay lalàna federaly vaovao natao mba hanazavana ny faneken'ny governemanta ofisialy "ny firenena Rosiana" i Vladimir Putin.
Novonoin'ny Manampahefana Shinoa Ara-Pitsarana Noho ny Raharaha Vono Olona Ilay Maherifom-Bahoaka Nanohitra ny Fakàna An-keriny Ny Taniny
"Tsy mpamono olona izy ... Nandray ny anjara toerany hiaro ny fianakaviany fotsiny izy. Saingy nandrava ny tranon'ny vahoaka shinoa ny fiaramilina mpandroaka tany… "
Tsy Hita Nanjavonana Tao Amin'ny Nitazonana Azy Ilay Shinoa Mpikatroka Nanao T-Shirt ‘Xitler’
"Iray amin'ireo tanora Shinoa tena vitsy izay sahy miteny manakiana ny governemanta Shinoa ao amin'ny Twitter amin'ny fampiasana ny tena anarany izy"
Mahita Fanitsakitsahana Zon'Olombelona Ao Anatin'ilay Volavolan-dalàna Hiarovana ny Ankizy Ireo Shinoa Mpisera Amin'ny Aterineto
Manandrana ny hiaro ireo ankizy ireo volavolan-dalàna vaovao, amin'ny fangatahana ireo orinasa mpanamboatra solosaina mba hametraka rindrambaiko fanarahamaso ao amin'ireo fitaovana, ary amin'ny fanindrahindrana ireo fitsaboana ny "fiankinandoha amin'ny Aterineto."