Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Febroary, 2011
Sina: Torolàlan'ny sivana tamin'ny Janoary 2011
Any Sina, ireo torolàlana mikasika ny fanivanana dia avoakan'ireo manam-pahefana maro ao amin'ny Fitondrana sy ny CCP. Nanao dikanteny torolàlana maro nivoaka tamin'ny Janoary 2011 ny China Digital Times mba hanehoana ny fampiharana ny fanivanana any Sina. Ireo torolàlana nofidiana ireo dia navoakan'ny Biraon'ny Filankevi-pirenena mikasika ny Fampahalalam-baovao, ny Minisiteran'ny...
Sina: Faneriterena sivana avy amin'ny sehatra tsy miankina
Tsy zoviana intsony fa tsy maintsy manaraka ny fepetra fanivànana avy amin'ny fahefam-panjakàna samihafa ireo mpamatsy aterineto any Sina. Na izany aza, miaraka amin'ny fisondrotan'ny orinasa tsy miankina mifandray betsaka amin'ny vahoaka, misy faneriterena be tsy mitsaha-mitombo amin'ny sivana avy amin'ny sehatra tsy miankina. Ny sasany amin'ireny mandoa vola amin'ireo...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...