· Jona, 2016

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Jona, 2016

Manendry Maodelim-Pitantanana Iarahan'ny Fanjakana sy Tsy Miankina i Shina Hanivanana Ny Aterineto

  06 Jona 2016

Nampiditra politika vaovao natao handrindràna ireo sehatra fandefasana lahatsary mivantana antserasera i Shina vao tsy ela akory izay. Hotakian'ny manampahefana ny sehatry ny fandefasana lahatsary mivantana hivarotra ny 1 ka hatramin'ny 10 isanjaton'ny renivolany amin'ireo lazaina fa orinasam-panjakana manana fahefana hanara-maso ny famokaram-pandaharana sy ny fanapahan-kevitra amin'ny fanaovana programa