· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Jolay, 2018

Fahasalamana manerantany: Ny “Gripan-kisoa” an-tsary

  31 Jolay 2018

Na dia nilamindamina aza ny ahiahy momba ny firongatry ny "gripan-kisoa" dia mbola nitohy ny fiparitahan'ny viriosy nanerana izao tontolo izao . Nanambara ny OMS fa olona miisa 4 379 no tratran'ity virosy ity (2009) tany amin'ny firenena miisa 29. Ireto ny sary vitsivitsy mampiseho ny fiantraikan'ny gripan-kisoa manerantany.

Shina: Voasakana ao Shina ny Twitter, Flickr, Bing.

GV Mpisolovava  29 Jolay 2018

Nakaton'ny fanjakana tamin'ny alalan'ny GFW avokoa ireo tranonkala mety hifaneraseran'ny sinoa ao Shina, toy ny Twitter, Flickr, Bing sns. Tsy nanakana ireo sinoa mpampiasa aterineto tsy handingana ity GFW ity anefa izany mba hahafahany miditra indray amin'ny Twitter.

Manjavona Indray ny Mpitoraka Blaogy ao Etiopia

  08 Jolay 2018

''Voasakana avokoa ireo tranonkala rehetra nampiantranoan'ilay sehatra Blogspot malaza rehefa niezaka ny niditra tao amin'ireo tamin'ny alalan'ny fifandraisana lavitra amin'ny fidirana an-tambajotra an'ny Orinasa Telecom Etiopiana ireo mpampiasa aterineto.'''