Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2020

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Septambra, 2020

Ho tonga any Hong Kong ve ny rafitra fanaraha-maso ny COVID-19 izay misy kaody miloko napetraka tany Shina

Raha mbola mampiady hevitra ny fampiharana ny fitaovana toy izany any Hong Kong dia niroso amin'ny fanaovana ny fitiliana ho an'ny rehetra amin'ireo mponina miisa 7,5 tapitrisa miaraka amin'ny fanampian'i Beijing ny tanandehibe.

Naaton'ilay tanàna shinoa ny ‘lalànan'ny fahaiza-miaina’ taorian'ny tsikera anjotra

Namoaka ny "kaodin'ny fahaiza-miaina" i Suzhou – tanàna shinoa iray akaikin'i Shanghai – tamin'ny fanombohan'ny volana septambra handaharana (hanasokajiana) ny fahaiza-miainan'ny olompirenena. Nampitsahatra ny fanandramana ny tanàna rehetra tondraka ny fanehoan-kevitra miiba.

(2007) Shina: Nalaina an-keriny ary nalefa tany amin'ny toeram-pitrandrahana

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Aogositra 2007) Nandika ny lahatsoratra momba ny raharaha fakana an-keriny an'ilay tovolahy 17 taona, Wei Wenlin, i Joel avy ao amin'ny DANWEI  Nalaina ankeriny tany Hebei izy ny 6 Aogositra 2007 ary nalefa tany amin'ny toeram-pitrandrahana iray ao Shanxi mba hiasa ho andevo tany an-toerana. Araka...

Efa tsy gaga amin'ny fampitahorana ady amin'i Shina lazain'ny filoha teo aloha ny ankamaroan'ny Taiwaney

Nandritra ny fitenenany tamin'ny kaoferansa tamin'ny 10 aogositra, nilaza ny filoha Taiwaney teo aloha Ma Ying-jeou fa, vao manafika an'i Taiwan i Shina, dia “ny fifanandrinana voalohany no ho farany."