Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Janoary, 2019
Shina : Famoronana tarehintsoratra Han vaovao
(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Vao tsy ela akory izay no nanambara ny firindran’ny endriky ny sarin’ny tarehintsoratra Han miisa 44 ny Minisiteran’ny fanabeazana ao amin’ny...
Shina: Hetsi-panoherana vahiny maromaro, notohanan'ny fitaovana 2.0
(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Iray amin'ny (angamba) lahatsoratra farany momba ny hetsi-panoherana alohan'ny hiverenantsika indray amin'ny lohahevitra eto; ny voalohany dia ny solon'anaran'ny...
Shina: Adiny iray taorian'izay, nisy naka izy
(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Fisamborana bilaogera iray hafa, kisendrasendra fotsiny tamin'ity indray mitoraka ity no nahitanay izany. Andro vitsivitsy taorian'ny famaranana ny WordCamp China...
Voaheloka 3 taona sy tapany an-tranomaizina i Hu Jia
(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Rehefa nigadra nandritra ny efa-bolana tany am-ponja ilay bilaogera monina ao Beijing, Hu Jia dia voaheloka higadra 3 taona...
Shina: Hetsika antserasera manohitra ny CNNIC
Nametraka tranonkala fanoherana antsoina hoe FuckCNNIC ny vondrona webmasters mba hanoherana ny politika vao haingana izay mandràra ny olona tsy hisoratra anarana aminny anaran-tsehatra CN.
Shina: Nosamborina ilay olon-tsotra mpitati-baovao ary narahana hatrany an-tranony
(Marihina fa tamin'ny volana Desambra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Notànan'ny polisy i Zhou “Zola” Shuguang, ilay bilaogeran'ny Teknolojiam-baovao/mpivarotra legioma ao Hunan izay lasa tanora olon-tsotra mpitati-baovao mavitrika tamin'ny...
Shina: Ady amin'ny fihazonam-baovao
Nisy sary niparitaka tamin'ny twitter milaza ny fomba fiadian'ny olom-pirenena ao Shina ny fanakanam-baovao sy fanodikodinam-baovaoo ataon'ny andrim-panjakana tao anatin'ny andro vitsy lasa. Eto ambany ny dikanteny momba ny sary.
Shina : Nakatona ny sehatra bilaogy nandritra ny Lalao Olaimpika
(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Tsy afaka nidirana intsony efa ho nandritra ny herinandro ny Sohoxiaobao, ilay sehatra ho an’ny bilaogy Shinoa, tsy dia...
Tari-dia momba ny fibilaogiavana tsy mitonona anarana efa misy amin'ny teny Shinoa
Misaotra ny olona tsara fanahy iray izay indrisy fa tsy mety hitonona anarana velively, fa efa misy amin'ny teny Shinoa ankehitriny ny tari-dalana" "Anonymous Blogging with Wordpress and Tor"
Shina: Voafonja nandritra ny efa-taona ilay mpanohitra an-tserasera
(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nogadrain'ny Fitsarana Shinoa any amin'ny faritany atsimo-atsinanana Zhejiang i Chen Shuqing, mpanoratra an-tserasera sady mpikambana mpanorina ny Antoko Demaokraty...