· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Novambra, 2018

Fidirana Amin'ny MSN Space ao Shina

Maro ny olona nilaza fa tsy afaka miditra amin'ny blaogy MSN Space-ny na miatrika fahasarotana amin'ny fidirana, ao anatin'izany i Nina Wu, anabavin'ilay blaogera voasambotra sady mpiara-miasa amin'ny Global Voices Hao Wu, miaraka amin'ny blaogera MSN maro nanamarina ilay olana.

30 Novambra 2018

Vaovao momba ny Fahalalaham-pitenenana 

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ny fivoarana farany momba ny fandrahonana ny Fahalalaham-pitenenana nandritra ny herinandro . Miaraka amin'ny Reporters sans frontières Shina: Mpanohitra an-tserasera...

20 Novambra 2018

Tandindonin-doza ny tokatandroka mainty ao Zimbaboe noho ny fanafoanan'i Shina ny fandraràna nihatra 25 taona

Tsy mbola manana ny loharanom-bola ilaina mba hanamafisana ny fiarovana sy hampiroboroboana ny fahaiza-manao amin'ny fanaraha-maso sy ny fitsongona dia ireo mpihaza tsy ara-dalana any amin'ny valan-javaboary nasionaly any Zimbaboe ireo mpandala ny tontolo iainana.Vao mainka hanasarotra ny toe-draharaha ny fanafoanan'i Shina amin'ny ampahany ny fandrarana ao anatin'ny 25 taona.

15 Novambra 2018

Shina: Ny krizin'ny rano tany Harbin

Tapaka ny famatsian-drano nandritra ny efatra andro tao Harbin, tanàndehibe iray any avaratra atsinanan'i Shina, taorian'ny fipoahana nitranga tao amin'ny orinasan'ny akora simika ka nahatonga ny fandotoana ny ranony rehefa niparitaka izany.

14 Novambra 2018