· Febroary, 2010

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Febroary, 2010

Shina: rafi-pisoratan'ny vohikala anarana

GV Mpisolovava  24 Febroary 2010

Araka ny navoakan'ny gazety Sohu IT tamin'ny 22 febroary dia namoaka filazana ny Minisiteran'ny Indostria sy ny Teknolojian'ny fampahalalam-baovao (MIIT) ka mangataka ny hanamafisana ny rafitra isoratana anarana (amin'ny famoahana...

Shina: Google lasa fanalàn'ny mpiserasera

  23 Febroary 2010

Araka ny fitantaran'nyNew York Times vao haingana ilay nolazaina ho ‘Operation Aurora’, izay namely ny Google sy ireo vondronorinasa  tandrefana 33 farafahakeliny dia noheverina ho niainga avy tamina Anjerimanontolo Shinoa....

Shina : horonantsary fohy maneso ny sivana amin'ny aterineto

  23 Febroary 2010

Nahatontosa horonantsary fohy vaovao iray enti-mitsikera ny sivana amin'ny aterineto any Shina ilay mpamokatra horonantsarimihetsika tsy matihanina, Hu Ge . Tahaka ireny horonan-tsary fanadihadiana izay maharitra 7 minitra mahery eo,...