Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2015

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Desambra, 2015

22 Desambra 2015

Nahoana No Faranan'ny Filohan'i Taiwan Ma Ying-Jeou Amin'ny Fihaonana Antampon'ny Helodrano Ety Ny Fitondrany ?

Midika fa misy zavatra tena, tena tsy ampoizina ny minitra farany nihaonan'ny Filoha Shino Xi Jiping sy ny Filoha Taiwane Ma Ying-Jeou roa volana mialoha ny fifidianana filoham-pirenena any Taiwan.

10 Desambra 2015

Sempotra tao anatin'ny ‘Airpokalypsa’ vokatry ny zavona misy poizina nanamontsana ny faratampony teo aloha i Beijing

"Manjavona ao anatin'ny indray alina ny trano manaka-danitra sy ireo trano malaza. Tsy mety mahita ny lokon'ny jiron'ny fifamoivoizana eny amin'ny faran'ny lalana aho ho fiarovako ny aiko."

08 Desambra 2015

Mpiserasera Ao Taiwan No Ankamaroan'ireo Shinoa Mpampiasa Aterineto Manao Tsidi-Pahitra Ny Facebook

Tsai Ing-wen, ilay tsara toerana ho lasa filoham-pirenena manaraka ao Taiwan, vao haingana no nahita ny pejy Facebook rakotry ny hafatra tsy mamokatra. Sahala amin'ny toa hafatra nosoratan'ireo Shinoa mpisera mpomba ny governemanta izay afaka niditra tampotampoka teo tamin'ilay sehatra media sosialy, izay nosakanana nanerana an'i Shina nanomboka ny taona...