Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Mey, 2014
Manindry Mafy ny WeChat Sy ny Fampihatra Hafa Fizarana Hafatra Eo Noho Eo i Shina
Manenjika ireo sehatra fandefasan-kafatra tonga eo noho eo i Shina mialoha ny tsingerintaona faha-25 ny fihetsiketsehana manohana ny demaokrasia notontosaina teo amin'ny kianjan'i Tiananmen.
Mpihira Hafa ao Shina Nosamborina Noho Ny Fanandratana Ny Mari-Panondroana Sy Ny Kolontsaina Tibetana
Manaraka ny fisamborana tany Shina an'ilay Tibetana mpihira Gepe ny fitetezana ny lahatsary YouTube-n'ny hiran'ireo nosamborina tahaka izany.
Tratra Aoriana Momba ny Fifandirana Amin'i Vietnam Ny Web Shinoa Noho Ny Nataon'ny Mpanao Sivana
Na dia efa tafihan'ny Vietnamiana mpanao fihetsiketsehana aza ny orinasa Shinoa dia mbola nomena ihany ny baiko tsy fahazoana mamoaka ny vaovao momba izany.
Notanan'i Shina Ilay Mpisolovava Rehefa Avy Nanatrika Fivoriana Tao Tiananmen
Tsy sambany fanagadrana an'i Pu Zhiqiang izao. Amin'ny maha-mpitsikera mivantambantana azy amin'ny politikan'ny governemanta Shinoa, arahin'ny mpitandro ny filaminana maso akaiky izy.
Fipoahana Tao Amin'ny Garan-Dalamby, Nahafaty Olona 3 Sy Naharatrana Ampolony Tao Shina
Mampisongadina ny fanamby miandry amin'ny fiarovana sy ny fifanenjanana ara-poko miotrika ao amin'ny faritany manakarena ara-akora ny fanafihana.