· Marsa, 2011

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Marsa, 2011

Shina: Tsy maintsy mandeha i Gaddafi (Kadhafi)

  21 Marsa 2011

Ny toerna ofisialy raisin'i Shina dia ny hoe tokony horesena lahatra amin'ny fifanakalozan-dresaka sy fomba milamina maro hafa aloha i Lyiban'i Koloney Gaddafi; tsy ny rehetra any Shina no miombon-kevitra amin'izany. "Vitao ny aminy," hoy ny soratan'ilay Sinoa mpitoraka bilaogy be mpamaky indrindra manerantany.

Shina: Nifandrombahana ny nividy sira

  18 Marsa 2011

Sady manafintohina no mampahonena ireo fihetseham-po tao Shina taorian'ny horohorontany, tsunami sy ny  loza nokleary tao Japana, mbola sarotra ny fahatsapan'ireo firenena ny zava-nitranga tao Japana . Nanjary  fanararaotana ho an'i...