· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Novambra, 2017

Shina: Fandraketana Ny Tena Anarana Ho An'ny Fandefasana Hafatra Eo Noho Eo

  30 Novambra 2017

Nanainga fanontaniana mikasika ny lalàna i DingYong mikasika ireo fitsipika ireo. Notsindriany fa na miorina ao ShenZhen aza ny orinasa QQ, ny mpampiasa azy avy any amin'ny firenena hafa sady toa tsy araka ny lalàna ao amin'ny governemantan'i ShenZhen ihany koa ny fangatahana ireo mombamomba ny tena, toy ny karatra mari-pamantarana manokana. Marihany tsara fa sitrapon'ireo blaogera roa voalaza eo ambony ireo no mampiasa ny tena anarany.

Fanontaniana Ho An'ireo Blaogera Sinoa

  26 Novambra 2017

...ahoana no ieritreretanao ny fanakànana sy fanivànana ny aterineto hoe misy fiantraikany amin'ny zavatra atao sy tsy fantatr'ireo Shinoa mpampiasa aterineto momba ny fireneny sy momba izao tontolo izao?

Pikantsary Mikasika Ny Sivana

  20 Novambra 2017

Araka izany, voafetra fotsiny ho an'ny lohatenin'ny blaogy ny fanivanan'ny MSN Space China. Toa tsy voasivana ireo lohateninà famoahan-dahatsoratra manokan'ny tsirairay ary toa tsy voasivana ny ao anatin'ny vataben'ny lahatsoratra