Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania)

19 Avrily 2018

Netizen Report: Mangataka valinteny avy amin'ny Facebook ireo mpikatroka manerantany

GV Mpisolovava

Ny Advox Netizen Report dia manome topi-maso iraisam-pirenena momba ny fanamby, fandresena sy vaovao malaza momba ny zo aterineto manerantany.

27 Marsa 2018

#SayNOto66d: Mandrakitra Ny Fitomboan'ny Tranga Fanalam-baraka Antserasera Ao Myanmar

GV Mpisolovava

Ny tranonkala #SayNOto66d dia mandrakitra ireo raharaha fanalam-baraka ao Myanmar no sady manome vaovao ho fanohanana ny hetsika hanafoanana ilay lalàna.

07 Marsa 2018

Mikendry ny Hiaro ireo Elefanta Sisa Tavela Any Myanmar ny Fanentanana ‘Voices for Momos’

Heverina ho 1400 ka hatramin'ny 2000 ny isan'ny elefanta mpirenireny ao Myanmar

20 Febroary 2018

Lahatsary: Fahaizana Mamorona Ho Fiatrehana Ny Krizin-drano

Tamin'ireo loza voajanahary roa tena vao haingana tsaroana: ny rivodoza tao Myanmar sy ny horohorontany tany Sichuan, Shina, niverina tao anaty adihevitra ny olana mikasika ny famatsiana rano madio sy ny rano fisotro ho an'ireo vahoaka mila izany. Eo ambany, ireo lahatsary marobe izay manolotra vahaolana samihafa mba hahazoana rano...

13 Febroary 2018

Hatramin'ny Taona 2016, Nohelohin'ny Fitsarana ao Myanmar Daholo Ny 100%-n'ny Olona Voampangan'ny Lalànan'ny Fifandraisandavitra 66 (d)

GV Mpisolovava

"Samy nanome sazy an-tranomaizina ny fitsarana tsirairay ary tsy nisy nanome onitra."

09 Febroary 2018

Mitambatra Ireo Mpikatroka Nomerika Ao Myanmar Mba Hiaro Ny Zo Nomerika-n'ny Vahoaka Ao Amin'ny #DigitalRightsMM

GV Mpisolovava

Hatramin'ny taona 2011, niainga  2.5 isan-jato hatramin'ny 90 isan-jato mahery ny taham-pidirana amin'ny finday ao Myanmar, nitondra olom-pirenena an-tapitrisany tanaty aterineto satria niala ny didy jadona miaramila nankany amin'ny demokrasia lalàm-panorenana ny firenena .

02 Febroary 2018

Nogadraina Ireo Mpanao Gazetin'ny Reuters Nitantara Momba Ny Ady Rohingya Ao Myanmar Noho Ny ‘Fahazoam-baovao Tsy Ara-dalàna’

GV Mpisolovava

"Raha matoky ny fanavaozana demaokratika i Myanmar, dia tsy maintsy manaiky ny zon'ny mpanao gazety hiasa malalaka sy hitatitra momba ireo lohahevitra izay tsy mampahazo aina an'ireo ao amin'ny fahefana."

24 Janoary 2018

Myanmar: Firariantsoa Amin'ny Tsingerintaonan'i Daw Aung San Suu Kyi

Maro ireo bilaogera tao Myanmar no nankalaza sy nandefa firariantsoa ho an'ny mpitarika ny antoko mpanohitra Birmana, Daw Aung San Suu Kyi izay nankalaza ny faha 62 taonany tamin'ny 19 Jona. (Nivoaka tamin'ny 20 Jona 2007 ny lahatsoratra teny anglisy)

16 Novambra 2017

Myanmar : Nandany Ny Androm-piainany Tamin'ny Fanangonana Kapilanà Gramôfôna I Maung Maung

Nanangona kapilanà gramôfôna maherin'ny 100.000 nandritra ny enimpolo taona ilay mpitandro filaminana misotro ronono, mpampianatra ary mpisolovava.

05 Novambra 2017

‘Fetiben'ny Hazavana’ Tao Taunggyi Ao Myanmar, Ankalazaina Amin'ny Fandefasana Balaonina Misy labozia Mirehitra

Topazo maso ireo sarin'ilay fombandrazana malaza -- ary indraindray mampidi-doza.