Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Janoary, 2009
Sina: Mbola mba misaintsaina ireo ‘zazakely tratry ny vato any anatin'ny voa’ ve ny governemanta?
Voafafa tsikelikely niaraka tamin'ny fikatonam-baravaran'ny orinasa Sanlu ny fampitam-baovao momba ny trangan'ny ronono voapozina tany Sina. Tamin'ny Desambra 2008, nanambara ny tetika iaingàna ho fanonerana izany ny governemanta Sinoa, na izany aza anefa, fahadisoam-panantenana ho an'ny maro tamin'ireo tra-doza no nisy. Ary araka ny tatitry ny gazety mpiseho ao Hong...
Shina: Vitanao ve ry Obama?
Nahavita ny fianianany amin'ny mahafiloha Afrikana Amerikana azy voalohany, sy ao anatin'ny fitiavan'ny vahoaka azy indrindra i Obama. Nahavory vahoaka hatramin'ny 2.000.000 moa ny fametrahana azy amin'ny toerany ary tapatapaky ny firefodrefotry ny tehaka sy ny hora-pihobiana tsindraindray eny ny kabariny. Mireondreona avy amin'ny mpanatrika mangoro-potsy ny antsoantso miady rima...
Ireo lahatsoratra be mpamaky indrindra teto amin'ny Global Voices taona 2008
Manakaiky ny 3 000 000 ny isan'ny nitsidika ny Global Voices tamin'ny 2008, ary ireto ny sasany tamin'ny tantara nalaza nandritra iny taona nivalona iny.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...