Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Marsa, 2017
Loko Mena, Fijokoana ary Fanafihana An-tserasera: Manameloka Ny Firongatry Ny Herisetra Ny Gazety Mpanohana An'i Beijina

Nitarika sahoan-dresaka hoe mizarazara ny tarika mpanohana an'i Beijina any Hong Kong ireo fandrahonana ireo ary voaomana hamongotra sehatra iray mahery vaika ao anatin'ny antoko Kaominista ny Filoha Shinoa Xi Jinping.
Ambany Alokalok'i Shina : Hivarotra Ny Fahalalahana Akademika Ve Ny Oniversite Taiwaney?
Nahatonga fametrahana marimaritra iraisana nampiahiahy ny fitambaran'ny fanerena ara-politika sy ara-toekarena ao amin'ny oniversite ao an-toerana .
Fihetsiketsehana Nataon'ireo Polisy tao Hong Kong sy Ireo Mpomba an'i Beijing Hanoherany ny Fanamelohan'ny Fitsaràna ireo Manamboninahitra Nanao Herisetra Taminà Mpikatroka Mafàna Fo
"Tsy ny fitondrantenan'ny polisy no mampahatahotra satria tranga maningana ireny. Ny tena mampahatahotra dia ny fiarovan'ny politika ny hadalàna ataon'ny polisy."