· Jolay, 2008

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Jolay, 2008

Shina : Ilay vola fahatsiarovana ny lalao olaimpika

Namoaka vola taratasy manana sanda 10 Yuan ny Bankim-bahoakan’i Shina ho fanamarihana ny lalao olaimpika hotanterahina any Beinjing amin’ny volana ambony. Raha mbola tsy mbola tonga eny ampelatanan’ny mpanangona azy akory ilay vola dia efa nanondro « fahadisoana » eo amin’ny fanambanin’ilay vola navoaka manokana sahady ny mpamaham-bolongana Naughty Lion (Liona maditra).

22 Jolay 2008

Shina: Dokambarotra Olaimpika

Adrienne Wong avy ao amin'ny Shanghaiist no nanamarika fa ny doka fanoheran'ny Amnesty International ny lalao Olaimpika  any Shina sy ny dokambarotry Adidas mandritra ny Lalao Olaimpika dia nolokoiin'ny orinasa...

17 Jolay 2008

Shina : Andao hanao paompy e ! (ala vokona)

Mba fantatrareo moa hoe nahoana no lasa mankafy manao paompy –ala vonkona – aok’izany ny Shinoa anarivoarivony ? Ary tsy mahazo mihoatra ny intelo anefa? Tsy misy resaka lalao olaimpika. Misy ambadika politika ao no antony tokana mahatonga izany.

12 Jolay 2008