Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Oktobra, 2023
Fankalazana tsingerintaona nitarika onjan-katezerana sy lolom-po tao Hong Kong
Mpiasam-panjakana am-polony avy ao amin'ny governemantan'i Hong Kong no nandray anjara tamina fety iray fanalazana tsingerintaona, nahavory olona 200 mahery, nanitsakitsaka ireo fepetra fanarahamaso ny COVID-19 manankery ao an-tanàna.
“Afaka mahita ny lanitra manontolo aho izao” : Afaka izao ilay Aostraliana mpanao gazety Cheng Lei
"Fihina mafy, hiakiaka an-dranomaso, mamihina ny zanako amin'ny tara-masoandron-dohataona. Nahofahofan'ny tsio-drivotra ny hazo. Affaka mahita ny lanitra manontolo aaho izao! Misaotra anareo Aostraliana.."
Hodinganin'i Xi Jinping, filohan'ny Shina ve ny APEC raha toa ny lehibe mpanatanteraka ao Hong Kong tsy asaina ?
"Lojika ny fanapahankevitra Amerikana. Anisany ao anatin'i Shina i Hong Kong, koa nahoana moa izy no mila fanasàna mitokana ?"
Asa fandikàna atao ho toy ny fitetezana ara-bakiteny: Tantaran'ny fivezivezena tany amin'ireo tany tibetàna
Comment traduire une auteure tibétaine qui écrit en chinois sur des réalités profondément tibétaines - en français? Interview de Global Voices avec les participant.es de ce projet. ..... Ahoana no handikana ny mpanoratra tibetaina izay manoratra amin'ny fiteny Sinoa mikasika ny zava-misy lalina Tibetàna - amin'ny fiteny frantsay ? Tafatafa an'ny Global Voices niaraka tamin'ny participant.es tamin'ity tetikasa ity.