Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Jolay, 2016
Any Shina, Tsy Tapakila Volamena Hidirana Eo Amin'ny Sehatry Ny Asa Foana Akory Ny Diplôma Avy Eny Amin'ny Anjerimanontolo
"Zavatra sarotra ny fahitana asa satria tsy maintsy lavo sy miarina isaky ny mihetsika ianao"
Raràn'i Shina Ny Vaovao Alaina Any Amin'ny Haino Aman-Jery Sosialy
"Ara-tantara, dia ireo haino aman-jery mpampahalala vaovao akaiky ny fitondrana no mirona kokoa amin'ny fanolorana vaovao noforonina. Ratsy kokoa aza ny firaketana ny zavabitan'ireo haino aman-jery mpampahalala vaovao fehezin'ny fanjakana. "
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast: Fahafahana, Fa Tsy Fifehezana
Amin'ity herinandro ity izahay hitondra anao any Kashmir fehezin'i India, Nepal ary Shina. .
Ny Fikarakarana ny Hanina Amin'ilay Fetin'ny Sambo Dragona Sy Ry Nenitoa Mpanao Azy ireny
Betsaka ireo Taiwaney Amerikana no miantehitra amin'ireo ''nenitoa'' --- ireo mpivarotra izay mivarotra bah tsang amin'ny alalan'ny tambajotra tsy ara-dalàna — mba hahavoky azy.
Miantso An'i Shina Mba Hanao #Chexit Ao Amin'ny Ranomasina Shina Atsimo Ny Filipiana
"Ara-dalàna, ara-politika sy ara-tantaranay ny Ranomasina Filipina Andrefana. Ny helo miaraka amin'ny eritreritr'i Shina, tsipika an-dalana 9, #CHexit izao!!"
Mifampitantana Ny Homofôbia Sy Ny Tahotra ‘ Hery Vahiny’ Ao Shina
Nanameloka ny iray tamin'ireo vehivavy ho eo ambany fiahian'ny "fikambanana tsy ara-dalàna" ny manampahefana iray ao amin'ny sekoly rehefa nitory fitiavana ampahibemaso ireo mpisipa vavy sy vavy tao amin'ny Oniversite.