Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Novambra, 2007
Repoblika Ivon'i Afrika : Teknisiana Shinoa manampy amin'ny angovo
Ny blaogy Olivier Gabirault dia mitatitra ny fahatongavan'ny teknisiana Shinoa 6 any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika mba hanampy ny orinasa ENERCA izay tsy nanatanteraka fanavaozana milina fitrandrahana angovo hatrizay namoronana...
Shina : Fiaro efa nampiasaina
Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia mampitandrina ao amin'ny blaogy Shanghaiist fa ireo mpampiasa fehy volo vidiana mora : « Ladies (and guys with long hair), resist from buying those cheap hair bands you...
Shina: Profesora Koreana matintsikera
Navoakan‘ny siniben-tserasera maro teny Shina ity vaovao ity tamin'ny 31 aogositra lasa teo: Nametraka hevitra ny profesora Koreana antsoina hoe Zengh Zaishu avy ao amin'ny Onivesiten'i Ehwa fa, tsy araka...
Shina: Sainam-pirenena nampiady
Nampiseho tampoka ny sainan’ny Repoblikan’I Shina (tsy Repoblika Entim-bahoaka an’i Shina izany) i Liu You-chen, mpilalao E-spaoro Taywaney teo ampandraisana ny medaily varahin’ny Lalaon’ny Aterineto manerantany [World Cyber Games (WCG)...
Shina : Niverina i Youtube
Rehefa avy tapaka nandritra ny roa herinandro dia mpiblaogy maromaro no indray mitatitra fa niverina azo vangiana avy any Shina indray ny vohikala Youtube. Andinidininy miaraka amin'i William Long, sy...