Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2017

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Janoary, 2017

31 Janoary 2017

Mampanahy Amin'ny Fiainana Manokana Tokoa Ve ny Meitu, Fampiharana Selfie Shinoa Malaza?

"Mino aho fa raharaha mahazatra tena manjavozavo tokoa izany hoe miezaka manangona tahiry marobe araka izay vitanao kanefa tsy misy fangatahana alalana, tsy misy ny fangatahana fankatoavana."

17 Janoary 2017

Manontany Tena ny Shinoa Raha Manamainty Ny Havokavok'izy ireo Tahaka ny Fiaran-Dalamby Haingam-pandeha ny Zavon-tsetroka

"Tsy mino aho fa ho ela velona hatramin'ny 80 taona. Jereo ny lamasinina ary jereo ny mitranga amin'ny havokavokantsika. Tratran'ny homamiadan'ny havokavoka avokoa ny raibeko, ny nenitoako sy ny dadatoako."

Nanaovan'ny Hong Kongey Fihetsiketsehana Miendrika Selfie ny “Fampirantiana” Mozean'ny Lapa

Taorian'ny dingana tetikasa ara-kolontsaina tsy nangalàna ny hevitry ny vahoaka sy ny fandanian'ny fanjakana vola be tamin'ny fandaharana tantara mitohy tamin'ny fahitalavitra mba hampiroboroboana ny tetikasa, nikarakara fihetsiketsehana madinika tamin'ny alalan'ny selfie ny Hongkongey.

02 Janoary 2017

Mora Ny Hetra Any Etazonia, Lasa ‘Nandositra’ Any i Cao Dewang, ilay Mpanjakan'ny Fanaovana Fitaratra ao Shina

"Iza no sahy hampiasa vola raha toa ka midangana be ny vola miasa nefa tsy misy antoka ny ho tombony ?"

Shinoa iray Tomponà Media Sosialy Nahazo Loka, Notanan'ireo Manampahefana Ho Fanohizany Ny Fampanginana Ireo Mpiaro Zon'Olombelona

GV Mpisolovava

Ilay antsoin'ny fikambanana iray mpiaro zon'olombelona hoe"fitomboan'ny famoretana tsy itandroan'ny filoha Shinoa Xi Jinping hasasarana ataony amin'ny fiarahamonina sivily" no itazonana ilay mpanorina ny tranokalam-baovao Shinoa an'olontsotra

Mampangidihidy Loha ny Maro ny Fampisehoan'ireo Trano Filokaàna Any Makaô Ny Fitiavan-Tanindrazana Kaominista

"Vokatry ny kapitalisma feno kolikoly ny trano filokàna ary manohitra ny fanahin'ny revolisiona kaominista."