Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Aogositra, 2019
Any amin'ireo toerana fisavana eny amin'ny sisintany, savain'i Shina ny findain'ny Hongkongiana mba hitadiavana sary sy resaka mikasika fanoherana
Anatrehan'ireo fisavana eny amin'ny sisintany, mandray tetika teknolojika vaovao ireo mpanao fihetsiketsehana ao Hong Kong mba hanalefahana ny zava-doza mety hitranga.
Nahazo aingam-panahy tamin'ny lalan'i Baltika 1989, nanao ny rojon'olombelona ny mpanao fihetsiketsehan'i Hong Kong hitakiana ny fahafahana sy ny demaokrasia
"Nanavatsava fotoana sy toerana ny fahazavan'ny fahafahana. Tena mamirapiratra. #StandwithHongKong #BalticWay [Miaramijoro amin'i Hong Kong, Lalan'i Baltika]"
Tsy nahomby taorian'ny valifatin'i doxxing ny fikasan'ny sehatra fifaneraserana mpomba an'i Shina izay nikendry ny hanenjika ireo mpanao fihetsiketsehana tany Hong Kong
Vetivety dia nanajanona ny tetikasan'izy ireo ny hitsongo dia ireo mpanao fihetsiketsehana hanoherana ny fanolorana olomeloka tao Hong Kong ireo mpikambana tao amin'ny sehatra fifaneraserana mpomba an'i Shina, taorian'ny nanabaribariana tao amin'ny Aterineto ny mombamomba azy manokana, izay ahitana ny laharan'ny karapanondro sy ny toebolan-dry zareo any amin'ny banky.
Tatitry ny mpisera : Felahan'i Shina ireo orinasa mpanome tolotra aterineto, ny resaka vetaveta no lazainy fa antony
“’Raha tsy misy filaminana ao amin'ny aterineto, ahoana no hanananareo fahalalahana ao?” Ny taratasy fampahafantarana tamin'ity herinandro ity dia miresaka ireo kiana atao amn'ny Aterineto malalaka ao Shina, sy ny fanentanana iray feno famoronana entina hitakiana ny hisian'ny aterineto haingam-pandeha any Bolivia.
“Firaisankina amin'i Hong Kong: mivoaka any anaty gazety lehibe erantany ny antso atao amin'ireo mpitarika G20 momba ny krizin'ny lalàna mikasika ny fampodiana olomeloka”
Misy tolodalàna ahafahana manolotra ireo mponina ao Hong Kong hiatrika fitsaràna any amin'ny tanibe Shina. Antsoin'ireo mpanao hetsipanoherana ireo mpitarika ny G20 mba hanohana azy ireo
Tantaran'i Shina voasivana: Ny tolona hitondrana ny tsiaron'ny fandripahana tao Tiananmen mankany amin'ny hoavy
Amin'ny alalan'ny asakanto, hira ary sary-sy-soratra no anivahan'ny Shinoa mpisera aterineto ny sivan'ny fandripahana tao amin'ny kianjan'ny Tiananmen tamin'ny taona 1989.