· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Aogositra, 2008

Shina : Fanovana ny toetr'andro

  26 Aogositra 2008

Nampiasa orana vitan'olombelona ny governemanta ao Beijing tamin'ny lalao olympika mba hahatsara ny andro tamin'ny lanonam-panokafana sy famaranana ny lalao. Tokony nilaza mialoha tamin'ny mponina ny governemanta, hoy i Lui...

Shina : mampalahelo ny tongotr'i Liu

  18 Aogositra 2008

Voatery niala an-daharana ilay mpihazakazaka kalaza, tompon-daka eran-tany amin'ny 110 metatra misy fefy tamin'ny lalao Olympika tany Athena, Liu Xiang androany maraina (ora any Shina) noho faharariana tamin'ny tongony. BEIJING...

Taiwan: Shina Taipei!

  07 Aogositra 2008

Michael Turton avy ao amin'ny The View from Taiwan (fijery avy aty Taiwan) no namosabosakevitra tanaty adihevitra miresaka momba an'i Taiwan mandritra ny lalao olaimpika any Beijing. Navoitran'ny mpamaham-bolongana ary...

Shina: Goavana noho ny Mandaben'i Shina

  05 Aogositra 2008

“HItako voalohany raha nianika ny Manda lehibe aho,” Hoy ilay mpampiasa Flickr Moonage Daydreamer, “Ny teny fanevan'ny lalao olaimpika tontosaina any Beijing 2008…hitanao na aiza na aiza alehanao: peta-drindrindra sy...