· Jona, 2010

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Jona, 2010

China: Fanentanana ny mba hampiasàna ny tena anarana eo anivon'ny aterineto

GV Mpisolovava  20 Jona 2010

Ho an'ny maro amin'ny mafana fo amin'ny fampielezam-baovao, ny fametrahana ny tena anarana eo anivon'ny aterineto dia fanitsakitsahana ny fiainana manokana, kanefa, ao  China, misy sasantsasany amin'ireo olon-tsotra mafana fo no manentana ny hametrahana ny tena anaran'ny tena amin'izay rehetra atao eo anivon'ny aterineto mba hioharana ny tahotra. Tamin'ny volana...

Sina: Mpi-tweet maromaro nanjavona talohan'ny 4 Jona

GV Mpisolovava  07 Jona 2010

Sinoa mpi-tweet maromaro no voasambotra sy voatana amponja hatramin'ny fiandohan'ny  Jona tany – volana iray saro-pady noho ny fitsingerenan'ny datin'ny 4 Jona. Araka  ny voalazan'i @tengbiao, mafana fo iray mpiaro ny zon'olombelona mipetraka any Beijing, dia enina raha kely indrindra ny mpi-tweet voasambotra hatramin'ny 1 Jona 2010.  Dia ry @suyutong,...