· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Oktobra, 2007

Shina : Youtube voasakana

  19 Oktobra 2007

Toa voasakana tsy ho hitan'ireo mpampiasa aterineto avy any Shina tokoa i Youtube raha ny filazan'ireo vavolombelona maro sady samihafa fihaviana. Ny mpiblaogy Ken Wong [Shinoa Zh] dia manamarika fa ity fanakanana ity dia nipoitra fotoana fohy (iray andro monja) taorian'ny nivoahan'ny Youtube amin'ny fiteny nentim-paharazana Shinoa. Ny blaogy Transpacifica...