Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Novambra, 2014
Mahita Mena Ireo Shinoa Amin'ilay Ezaka ‘APEC Manga’ Ataon'ny Governemanta Hiadiana Amin'ny Fahalotoana
Raràna tsy handoro saribao mba hanafàna ny tranony sy ny ozinina ny olona , nakatona ireo sekoly sy ireo biraom-panjakana -- mba hiantohana fa tsy hisy setroka ny lanitra ary ho manga any Beijing mandritra ny APEC.