Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Desambra, 2017
Ahoana Ny Fahitan'ny Shinoa Ny Faharesen'i Robert Mugabe, Ilay Naman'ny Fireneny Efa Taloha Ela Be Tao Zimbaboe
"Rehefa tonga saina ny vahoaka, dia manjavona avokoa ireo "fahamboniana rehetra", ho atsipy any anaty dabam-pakon'ny tantara ny mpanao didy jadona."
Shina: Mety Iza Ary Izany Mandondona Ao Am-baravarako Izany?
''...Nantsoin'ny polisin'i Hangzhou tamin'ny 4 Aogositra ilay mpitsikera ny ara-tsosialy [zh], nilazàna tsy hiala ao an-tanàna ary nalaina ny solosainy.''
Voasakana Ny Isaacmao.com
Voasakana ny tranonkalan'i Isaac Mao, isaacmao.com araka ny voalazan'ny mpamakinay sasany. Nanolotra ny ampahany tamin'ilay tantara tao amin'ny lahatahirin'ny tranokalany, nomena ny lohateny hoe "Not isaacmao.com" i Isaac :
Tontolon'ny Bilaogy Shinoa : Fijerena Ny Taona Lasa
Haingana sy manan-danja ny fivoaran'ny bilaogy tamin'ny taona 2005. Raha ampitahaina tamin'ny fiandohan'ireo taona nisian'ny bilaogy voalohany, ny taona 2005 no taona miroborobo ho an'ny tontolon'ny bilaogy Shinoa raha ny isan'ireo bilaogy, ny kalitaon'ny famoahana votoaty sy ny fankatoavana ny bilaogy no jerena.
Ireo Vaovaon'ny Tontolom-bolongana Shinoa
Ireo Vaovaon'ny Tontolom-bolongana Shinoa
Syriana sy Libaney: Eo Amin'ny Adin'ny Mari-Panondroana
"Toy ny zaza izay nisara-dray aman-dreny aho rehefa misy ampahany libaney sy ampahany syriana ato amiko, ary samy mankahala anao izy roa ireo satria ny ampahany aminao dia mampahatsiahy ilay hafa ary tsy misy amin'izy ireo no miady hitazona anao....."
Pejy Manontolon'ny Gazety Iray An-toerana Miresaka Taratra Nokleary Nampisahotaka An'i Shina
Heverina ho fanehoan-kevitra amin'ny mety hisian'ny ady ao amin'ny saikinosy Koreana ny pejy iray manontolo mampiseho ny fepetra fisorohana ny taratra nokleary.
Mamoritra ny Fahalalahana Miteny ny Fitondrana ao Vietnam, Fanagadrana Henjana ho an'ilay Mpaka Sary Mpanao Gazety sady Bilaogera
"Tsy vitan'ny hoe fanitsakitsahana ny zon'olombelona ny famoretana ireo olon-tsotra mpampita vaovao fa vato misakana lehibe amin'ny fanirian'i Vietnama ho lasa fihaonan-dalan'ny teknolojia sy ny fanavaozana ihany koa"