Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Febroary, 2017
Ny Tatitry Ny Mpisera: Fahatapahan'ny Aterineto Indray ao Iràka sy Kamerona
Herinandro fahatelo tsy misy aterineto any Kameroina. Nanameloka lehilahy roa noho ny lahateny 'mampisara-bazana' tao amin'ny Vkontakte i Okraina, ary tsy mahazo mampiasa Facebook ireo Alzeriana mpisolovava.
Miadihevitra Mikasika Izay Firenena Ambadiky Ny Famonoana An'i Kim Jong-nam i Shina
Tamin'ny fampahalalam-baovao Tandrefana sy tao Korea Atsimo, noraisina avy hatrany ho famantarana lehibe mikasika ny fitomboan'ny disadisa eo amin'i Shina sy i Korea Avaratra mpiara-dia tafasara-dalana taminy ny famonoana an'i Kim Jong-Nam.
Djibouti : Ho Toerana Hanehoana Ny Fifanandrian'i Trump sy Shina ve ?
Lasa sehatry ny ady ara-toekarena tanteraka ifanaovan'i Washington sy Pekin koa ny tanibe afrikana
Taombaovao Manaraka ny Fihodin'ny Volana, Fanorisorenana no Hitan'ny Tanora Shinoa Aminy
Ny Taombaovao manaraka ny volana no fotoana lehibe indrindra hihaonan'ny fianakaviana ao Shina. Saingy mihamaro ireo tanora no miezaka miala amin'izany.
Mandràra Amin'ny Fomba Ofisialy Ireo VPN Tsy Nahazo Alàlana i Shina
Nanakana ny tolotra VPN sasany any Shina nanomboka tamin'ny 2015 ny governemanta Shinoa, saingy ny politika ankehitriny dia manao ho ofisialy ny tsy maha-ara-dalàna ireo VPN sy mpampiatrano vohikala tsy voasoratra anarana.
Hira Singlish Manintona Mandrisika An'i Hong Kong Hamerina Ny Fitaovan'ny Miaramila any Singapore
"Nahoana ianao no tsy maintsy ho liddat? Avereno ny Terrex nay!"