Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Avrily, 2022
Taiwan: Firenena sambatra indrindra ao Azia Atsinanana, araka ny navoakan'ny World Happiness Report 2022
Ireo firenena nitokisan'ny vahoaka ny governemantany sy ny niainana taham-pahafatesana ambany kokoa tamin'ny COVID-19 no (lazain'ny) tatitra ary nametraka ny sehatra hihazonana na hanorenana indray ny fahatsapana tanjona iraisana mba hanomezana fiainana sambatra kokoa, salama kokoa ary maharitra kokoa.
Podcast: Ny governemantan'i Pakistàna, ny COVID-19 ao Shanghai, ary fanolorana ny Green Voices
Amin'ity herinandro ity, avy any Shanghai sy Lahore no ho rentsika, ary hofantarintsika ny momba ny Green Voices.
Notohizan'i Shanghai ny fihibohana na dia mitaraina, lany vatsy sy mikorontana aza ny vahoaka,
Ao anatin’ny fisavorovoroana ny tanàndehibe satria maro ny mponina ao anatin’ny fihibohana no lany sakafo, tsy mahazo fikarakarana ara-pahasalamana mahazatra, ary sahirana amin'ny fividianana entana ilaina andavanandro.