· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Desambra, 2018

Shina: Mitady Fanendrena ny Tranombakoky ny Kolikoly

Kasaina ho atsangana ao amin'ny faritany atsimo-atsinanan'i Sichuan ny tranombakoka iray momba ny kolikoly, araka ny tatitry ny China Daily, izay mitanisa avy tamin'ny gazety iray tao an-toerana. Mitady fanendrena avy amin'ireo mpampiasa aterineto hanondro ireo mpiasam-panjakana 100 voafatotry ny kolikoly be indrindra nandritra ny taonjato farany teo ilay tranombakoka.

31 Desambra 2018

Uyghur: Silamo Vitsy an'Isa Voaenjika any Avaratra Andrefan'i Sina

Androany, ifantohantsika ny toedraharaha atrehin'ireo Uyghur, silamo vitsy an'isa monina any Xinjiang any Sina, ny kolontsainy izay fongoran'ny governemanta fiobe sinoa, voalohany, satria noheverina ho toy ny mpitaky fizakan-tena ry zareo, ary izao dia raisina ho mpampihorohoro ihany koa, taorian'ireo fanafihana tamin'ny 11 Septambra tany Etazonia.

30 Desambra 2018

Sina: Ny Fanorenana Repoblika

Ho fankalazana ny faha-60 taona niorenan'ny Repoblikam-Bahoaka ao Sina ny 1 Oktobra, halefa rahampitso 17 Septambra ny sarimihetsika ''Ny Fanorenana Repoblika''. Niteraka resabe mafana tao amin'ny Aterineto ilay sarimihetsika - tsy noho ilay sarimihetsika manokana, fa noho ny fiavian'ireo mpanakanto

21 Desambra 2018

Ny taombaovao Shinoa

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ny alin'ny taom-baovao Shinoa (28 Janoary 2006) dia heverina ho fetibe manan-danja indrindra ao Shina ary manamarika ny fiandohan'ny...

12 Desambra 2018

Global Voices amin'ny Teny Sinoa!

Tamin'ny volana Septambra lasa teo, nanomboka nandika lahatsoratry ny Global Voices amin'ny teny Sinoa ny bilaogera Taiwaney Portnoy - tsy izy rehetra, tsy ho vitan'olona iray izany, fa mitsimpona ary misafidy ireo zavatra noheveriny fa tokony ho fantatry ny tontolo mpiteny Sinoa bebe kokoa izy.

11 Desambra 2018

Google.cn tany Shina

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Namoaka  ny tolotra miaraka amin'ny sehatra vaovao Google.cn amin'ny dikanteny Shinoa ny Google, ilay fitaovam-pikarohana goavana amin'ny aterineto. Teo aloha,...

06 Desambra 2018