Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Avrily, 2008
Hong Kong sy Shina : Peta-drindrina 5 ho fanoherana ny lalao Olaimpika any Beijing
Peta-drindrina 5 mivoy fanoherana ny lalao Olaimpika no nikoriana ara-imailaka sy Twitter tanivon'ny namana : 1. Olympic workers; 2. Olympic silencing; 3. Olympics and June 4; 4. Olympic GFW; 5. Olympic erection. 1. Mpiasa nanorina ireo kianja Olaimpika; 2. Famehezam-bava Olaimpika; 3. Lalao Olaimpika sy ny 4 Jona (kianja Tian'anmen); 4. Famefena Olaimpika;...
Taiwan: Nofinofy toy inona no andrasantsika amin'ny Lalao Ôlaimpika?
Raha mikarakara ny Lalao âlaimpika 2008 i Sina dia nilaza hoe “tontolo iray, nofinofy iray, inona no andrasantsika amin'io nofonofy io? Nazavain'i Schumann ny niavian'ny afo Ôlaimpika: 古代希臘人在奧運舉辦前,會按宗教儀式,在奧林匹亞宙斯神廟前的祭壇上點燃火種, […]火炬手高舉火炬,一邊奔跑,一邊呼喊:停止一切戰爭,參加運動會。 火炬傳到哪,哪的戰火就熄滅了。[…]人們忘記了仇恨,忘記了戰爭,都奔向奧林匹亞參加奧林匹克運動會。 久而久之,火炬這個本來用來傳遞信號的工具,便成了和平、光明與友誼的象征. Mialoha ny Lalao Ôlaimpika taloha dia nandrehitra afo teo anoloan'ny Tempolin'i Zeus l'Olympien ny mponina Grika fahiny. […] Ilay...
Barbada, Jamaïka : Momba ireo fitaovam-piadiana
Bajan Global Report sy ny Jamaïkana Geoffrey Philp dia samy mitatitra momba ny fivarotana fitaovam-piadiana Shinoa any Zimbaboe. Geoffrey Philp's mampahatsiahy ny fifandraisan'ny mpihira fanta-daza Bob Marley sy Zimbaboe : Twenty-eight years after Bob performed “Zimbabwe”, Robert Mugabe is still holding on desperately to power and it seems that he will use...
Shina : Tohanan'ireo mponin'ny Aterineto Shinoa ny varotra fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe
Satria tsy mety tapitra ny krizy nateraky ny fifidianana tany Zimbaboe, sady izay koa i Robert Mugabe mifikitra amin'ny fitondrana, dia tsy mety mazava izay hiafaran'ilay sambo mirongo ireo fiadiana farany nafarana avy any Shina. Nahavelom-panontaniana ohatra ny fahatazanana ireo miaramila Shinoa any Mutare : hafiriana no hijanonany eto ary...
Shina : Kendrena atao ankivy ny Carrefour
Carrefour, ilay mpaninjara goavana frantsay indray no vao tafiditra ho ao anatin’ny lisitra maintin’ny mpiserasera tia tanindrazana any Shina. Niakatra avo dia avo ny fandefasan-kafatra am-pinday ho amin’ny fanaovana ankivy, mihoatra ny 5000 ny toeram-piseranana an’aterineto any Shina, araka ny fanisan’ny Daqi.com azy, no feno lahatsoratra mamely ny Carrefour, ary...
Zimbaboe : Miaramila Shinoa any Mutare ?
Curly no manontany tena izay antom-pisian'ireo miaramila Shinoa any Zimbaboe : These blue suited marathon running highly trained policemen probably know the identities of the Chinese troops who have been reported as being seen on the streets of Mutare in Zimbabwe, after checking into a hotel resplendent with nice shining...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...