Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Jona, 2018

Fanavakavaham-pahafahana : Hanangana faritra aterineto misokatra ao amin'ny nosiny fizaha tany i Shina

"Raha tsy maninona ny mitsidika Twitter, Facebook, nahoana no vahiny ihany no avela hiditra fa tsy ny Shinoa?"

Kintan'ny football iray vao misandratra anisan'ny Uyghurs iray tapitrisa mahery alefa any amin'ny toby fanarenan-tsaina shinoa

Tombanana ho mihoatra ny iray tapitrisa ny Uyghurs any Xinjiang nalefa tany amin'ny toby fanarenan-tsaina mba ho esorina izay nianarany ary hanitsiana ny fijeriny ara-pivavahana sy ara-politika.

Shina: Lahatsary Nivoaka Maneho ny Fifandonana Teo Amin'ny Polisy sy Mpianatra Tao Jiangxi

Niely tamin'ny aterineto ny lahatsarin'ny ekipana polisy roa arivo sy miaramila mankany am-pianarana, miditra, misava ny trano fandrian'ny kilasimandry, mandroaka ireo mpianatra ary manafika azy ireo

Shina: Rafitra vaovao fanomezana tapakila ho an'ny mpitaingina fiarandalamby

Tahaka ny "Chunyun" - efa akaiky ny vanim-potoana fivezivezena mialoha, mandritra sy aorian'ny Taombaovao Shinoa, nampihatra rafitra tapakila "tena anarana" ny roa tamin'ireo fitaterana an-dalamby lehibe indrindra ao Shina.

Fanentanana CCTV mamely ny Google.cn

namoaka tatitra iray tao amin'ny pejiny voalohany izay miampanga ny Google.cn amin'ny fampielezana votoaty vetaveta ny Foibe Fitaterana momba izay Vaovao Tsy manara-dalàna amin'ny Aterineto ao Shina  (CIIRC).

Tranonkala Koreana Notafihan'ny Shinoa Mpijirika

Voajirika ilay tranonkala lehibe indrindra fanaovana lavanty ao Korea, "Auction", tamin'ny volana Febroary ary very tamin'izany ny mombamomban'ny mpanjifa miisa 11 tapitrisa farahakeliny. Tsy ela akory izay, fantatra fa Shinoa ireo mpijirika.

Miaiky Ny Google, Yahoo Ary Ny Microsoft Fa Ilaina Ny Fitsipi-pitondrantena Mikasika Ny Fahalalahana Maneho Hevitra Amin'ny Aterineto

Natomboka ny tetikasa Global Initiative Network., hetsika natao hamolavolàna ny fitsipi-pitondrantena ho an'ireo fikambanana iraisam-pirenena amin'ny tontolon'ny aterineto, mikasika ny fiarovana ny fiainana manokan'ireo mpampiasa aterineto sy ny fahalalahana maneho hevitra.